tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Sosialy

Fanesorana tsena amoron-dalana Polisy iray naratra, nokasihan-tanana

16-nov-2020

Polisy monisipaly iray no naratra sy voakasi-tanana nandritra ny fandaminana ireo mpivarotra amoron-dalana teo Analakely teny amin'ny manodidina ny Tripolitsa,

Hamaky ny tohiny

Distrikan’ Amboasary Hahazo tohana amin’ny alalan’ny tetikasa « Fagnavotse »

11-nov-2020

Mitohy hatrany ny fanohanana entin’ny PAM na ny « Programme Alimentaire Mondial » manoloana ny kere sy ny fahantrana lalina any amin’ny faritra Atsimon’ny Nosy.

Hamaky ny tohiny

Antsirabe Ankizy sahirana 50 nomena fitaom-pianaran

09-nov-2020

Zanaky ny sahirana miisa 50 ao amin'ny tananan'Antsirabe no notolorana fitaovam-pianarana feno ny faran'ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny

Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo Mitohy ny fitsirihina ao Tsihombe

30-oct-2020

Mitohy hatrany ny hetsika fanampiana ireo olona sy ankizy tratry ny tsy fanjarian-tsakafo, ao amin’ny kaominina Tsihombe.

Hamaky ny tohiny

Ambohibao Antehiroka Tsy mety ny hafindra toerana ireo mpivarotra amoron-dalana

22-oct-2020

Tsy eken’ny mpivarotra amoron-dalana, eny Ambohibao Antehiroka, ny hanesorana azy ireo amin’ny toerana misy azy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny

Kere any Atsimo Mandripaka tanàna maro

22-oct-2020

Mandripaka olona maro fa indrindra ireo zaza ny kere any Atsimo amin’izao fotoana ary tsy mitsaha-mitombo ireo kaominina tratrany. Ankoatra ny kaominina Befotaka, Behara, ary Ebelo izay hita any Amboasary dia misy kaominina 7 vaovao voakasika koa ankehitriny.

Hamaky ny tohiny

Ady mivady tao Sambava Nodoran-drangahy ny vola sy ny akanjo

19-oct-2020

Niakatra fokontany, ny alarobia lasa teo, ny adina mpivady iray tany Andrasaha Ambinany Sambava. Noho ny tsy fitovian-kevitra dia niady izy mivady ireto.

Hamaky ny tohiny

Hetsika Kéré 2020 Navitrika ny Barea Madagascar

16-oct-2020

Nanomboka ny 12 oktobra teo ny hetsika ataon’ny fikambanana iray avy ao La Reunion nampitondraina ny anarana hoe Kéré 2020,

Hamaky ny tohiny

BORIBORINTANY FAHATELO Efa mandeha ny asa hiatrehana ny fotoam-pahavaratra

14-oct-2020

Vonona hiatrika ny fotoam-pahavaratra ny Boriborintany fahatelo, tarihin’ny delege Ramiandrisoa Rabaritsimba Lalaina.

Hamaky ny tohiny

Ady amin’ny tsy fanjariantsakafo any Atsimo Dokotera sy paramedy 30 nidina ifotony

13-oct-2020

Nanainga ny alahady teo teny amin’ny tokontanin’ny hôpitaly HJRA Ampefiloha, hihazo ireo faritra any Atsimo izay tena iharan’ny trangana tsy fanjariantsakafo,

Hamaky ny tohiny

Olan’ny famatsian-drano Hampitomboana ny « citernes » hamatsy rano ireo faritra tsy mahazo izany

13-oct-2020

Taorian'ny fidinana ifotony nataon’ny Jirama teny amin'ireo kaominina tena sahirana amin'ny fahazoana rano fisotro madio, ny herinandro lasa teo, dia niroso tamin'ny fametrahana ireo "citernes" fanampiny izy ireo, omaly alatsinainy.

Hamaky ny tohiny

Tsy fanjarian-tsakafo aorian’ny Covid19 Nametraka vahaolana ny PAM

08-oct-2020

Maro be ireo ankohonana no nisedra tsy fahampiana tao anatin’izao fisian’ny Covid19 izao. Mba entina hitadiavana vahaolana haingana dia nametraka ny mVAM ( mobile Vulnerability Assessment and Mapping) ny PAM. Ity fomba fiasa ity dia natao mba ahazoana ireo tsara ho fantatra rehetra mahakasika ny fomba fisakafon’ireo ankohonana eto an-drenivohitra sy any ambanivohitra,

Hamaky ny tohiny