tia tanindrazana

Parution du Lundi, 25 Janvier 2021


tia tanindrazana

Santé

Olona mifanintona : Atao ahoana?

Tranga mety hiseho, indrindra amin’izao andro tena mafana be izao, ny fanintona.

13-janv-2021

Sample post image

 

Efa manavy ohatra ilay olona, izany hoe  : ambony be ny hafanany, dia miakatra hatrany amin’ny ati-dohany ilay hafanany ka tonga hatramin’io fanintona io. Raha sendra miseho izany, na ankizikely, na zazakely izany, inona no tokony hatao?

·        Esorina avokoa ny akanjony

·        Petahina lamba misy rano mangatsiaka ny lohany mba hampidinina ny hafanany hampitony azy.

·        Entina any amin’ny dokotera haingana ilay marary.

·        Arahana tanteraka ny fitsaboana rehetra

Isaorana ny dokotera Fidy Bariniaina

Clinque et Echographie Fidy Ambatomainty

Nelly-Bri

 

 

 

 

Dans la même rubrique

Card image cap
Dia an-tongotra : 8 hatramin'ny 10km no mampihena
25-janv-2021

Maro dia maro ny vokatsoa entin’ny fandehanana an-tongotra. Tsy handoavam-bola izy.

Card image cap
Volon’osy : Mitondra vintana !
22-janv-2021

Manan-danja be ho an’ny malagasy ny volon’osy. Dieny mbola kely ohatra ny zazakely dia efa apetraka hatao fehi-tanana ho azy ity.

Card image cap
Maninona no mila mi-“pipi” rehefa avy miray ara-nofo?
21-janv-2021

Fihetsika tokony hatao mahazatra, raha tiana hahasalama ny taovam-pananahantsika vehivavy, ny mivalan-drano, aorian’ny firaisana ara-nofo. Ny antony?

Card image cap
Miaina ara-pahasalamana mandritra ny 2021
18-janv-2021

‘Ndao hatao tanjona ny tsy harary mihitsy amin’ity taona 2021 ity. Raha toa anefa ka nibolila kely izany, ka sendran’ny aretina tampoka,

Card image cap
Ronono soja sy vovoka tamotamo : mahasalama !
15-janv-2021

Fitsaboana nentim-paharazana tany Inde tany, fa nampiasaintsika teto ihany koa ny

Card image cap
« Pilule du lendemain » …Mety hitera-doza!
14-janv-2021

Pilina kely atelina hanakanana ny vohoka aorian’ny firaisana ara-nofo nahiana hampipetraka ny zaza ny « pilule du lendemain ».

Voir plus