tia tanindrazana

Parution du Lundi, 25 Janvier 2021


tia tanindrazana

Santé

Dia an-tongotra : 8 hatramin'ny 10km no mampihena

25-janv-2021

Maro dia maro ny vokatsoa entin’ny fandehanana an-tongotra. Tsy handoavam-bola izy.

Hamaky ny tohiny

Volon’osy : Mitondra vintana !

22-janv-2021

Manan-danja be ho an’ny malagasy ny volon’osy. Dieny mbola kely ohatra ny zazakely dia efa apetraka hatao fehi-tanana ho azy ity.

Hamaky ny tohiny

Maninona no mila mi-“pipi” rehefa avy miray ara-nofo?

21-janv-2021

Fihetsika tokony hatao mahazatra, raha tiana hahasalama ny taovam-pananahantsika vehivavy, ny mivalan-drano, aorian’ny firaisana ara-nofo. Ny antony?

Hamaky ny tohiny

Miaina ara-pahasalamana mandritra ny 2021

18-janv-2021

‘Ndao hatao tanjona ny tsy harary mihitsy amin’ity taona 2021 ity. Raha toa anefa ka nibolila kely izany, ka sendran’ny aretina tampoka,

Hamaky ny tohiny

Ronono soja sy vovoka tamotamo : mahasalama !

15-janv-2021

Fitsaboana nentim-paharazana tany Inde tany, fa nampiasaintsika teto ihany koa ny

Hamaky ny tohiny

« Pilule du lendemain » …Mety hitera-doza!

14-janv-2021

Pilina kely atelina hanakanana ny vohoka aorian’ny firaisana ara-nofo nahiana hampipetraka ny zaza ny « pilule du lendemain ».

Hamaky ny tohiny

Olona mifanintona : Atao ahoana?

13-janv-2021

Tranga mety hiseho, indrindra amin’izao andro tena mafana be izao, ny fanintona.

Hamaky ny tohiny

« Yaourt » : Mampihena ny taha mety hahavoa ny AVC

11-janv-2021

Fikarohana iray notanterahina tao amin’ny « medical American Journal of

Hamaky ny tohiny

Tany ravo : Mampitony aretim-bavony

08-janv-2021

Raha dinihina dia isan’ireo aretina tena mpahazo ny olona fahiny angamba ny aretim-bavony.

Hamaky ny tohiny

Ireo antony mila hanatonana “gynécologue”

07-janv-2021

Voalohan’ ny taona, fotoana tsara hizahana ny fahasalamana, hijerena ny

Hamaky ny tohiny

Gripa sy tazomoka : Inona no maha-samihafa azy?

05-janv-2021

Aretina miseho amin’izao andro mafana izao ny gripa sy ny tazomoka. Araka ny nambaran’ny

Hamaky ny tohiny

Lasopy tsotra, mamerin’aina

04-janv-2021

Ho an’ireo mbola tsy afa-bizan’ny fety tsara dia andramo , ity lasopy ity, mba hamelombelon’aina.

Hamaky ny tohiny