tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Sakafo

Salade passion

18-janv-2021

Akora ilaina · Mananasy 1 · Manga 1 · Meringues 2 · Siramamy mena 70g · Potsitra manga tsy mitapoka 1/4l

Hamaky ny tohiny

Fond de tarte amin’ny vary

15-janv-2021

Akora ilaina Arakaraky ny habetsaky ny « fond de tarte » ilaina no handajana ny habetsaky ny akora ampiasaina

Hamaky ny tohiny

Chips amin’ny vary

14-janv-2021

Akora ilaina · Vary 60g · Sira

Hamaky ny tohiny

Panacotta amin’ny voasarimakirana Akora ilaina :

11-janv-2021

Crème fraiche mandranoka 50 sl · Siramamy 1 sf · Gélatine raviny 2 · Voasarimakirana 1 · hanitra lavanila mandranoka 1 sk · Solila raviny vitsivitsy

Hamaky ny tohiny

Vary amin’ny voanio sy manga

08-janv-2021

Akora ilaina · Vary 500g · Tavim-boanio 350ml · Ronono 250ml · Sirop 400ml · Manga 250g · Voasarimakirana · Sira 1 tsongo

Hamaky ny tohiny

Mini-pizza amin’nyvary

07-janv-2021

Akorailaina · Vary efamasaka 300g · Toton-kena 80g · Maiônezy1 sf · Fromage fondu · Tongolomaitso · Saosy soja 2sf

Hamaky ny tohiny

Fromage de tête

05-janv-2021

Akorailaina · Lohan-kisoa ½ · Lelan-kisoa 1 · Tongon-kisoa 1 na tongotr’omby · Karaoty 2 · Tongolobe 4

Hamaky ny tohiny

Masikita sy saosy miavaka ho an’ny “reveillon”

31-déc-2020

Tsy misaraka amin’ny fetin’ny faran’ny taona ny kitonotono. Toy ny saosy ihany dia azo ovaina araka izay itiavana azy koa ny akora hanamboarana ny masikita.

Hamaky ny tohiny

« Cocktail » ho an’ny fety

28-déc-2020

Tsy afa-misaraka amin’ny fety karakaraina rehefa faran’ny taona ny zava-pisotro. Azo atao tsara ny mikarakara izany ao an-trano.

Hamaky ny tohiny

Bûche amin’ny raozy sy letchi

21-déc-2020

Akora ilaina ( ho an’olona 8) · Atody 4 · Siramamy 100g · Lafarinina 60g · Fécule 60g · Dibera 20g · Sirop de canne à sucre 10sl · Eau de rose 3 sf

Hamaky ny tohiny

Lasopy amin’ny nofona drakaka

14-déc-2020

Akora ilaina • Drakaka 500g • Patsa be efa maina 75g • Totonkenan-kisoa 150g • Vermicelles 320g • Fraomazy soza 250g • Voatabia 4

Hamaky ny tohiny

Gilasy amin’ny letisia

07-déc-2020

Akora ilaina Letisia 20 isa efa novoasana sy noesorina ny voany

Hamaky ny tohiny