tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Minceur

Mojito paiso... 700Ar dia madio ny taova sady mihena

18-janv-2021

Mifanesy izao ny fety fifampiarahabana noho ny taom-baovao. Fetin-tsakafo foana izy ireny matetika. Ilaina ny manadio ny

Hamaky ny tohiny

Cake amin’ny akondro ho an’ny mampihena tena

11-janv-2021

Azon’ny olona mampihena tena hatao tsara ny mihinana mofomamy. Safidiana

Hamaky ny tohiny

Matory sady mihena ...Ireto avy hatao!

21-déc-2020

Mbola miasa foana ny vatana na dia matory aza : miodina ny rà, miasa ny taova mampiaina, miasa ny vavony mandevon-kanina…

Hamaky ny tohiny

Dite kanelina sy sakamalaho Mampihena 5 kilao ao anatin’ny 7 andro

14-déc-2020

Manafaingana ny fampihenan-tena hatao ny misotro zava-pisotro mandoro tavy. Ity iray atoro anao ity izao dia mety hampihena hatrany amin’ny 5 kilao ao anatin’ny 7 andro.

Hamaky ny tohiny

Te hampihena fe ...ireo sakafo fadiana

07-déc-2020

Tsy dia tsara tokoa ny mahita fe somary vaventy raha mihoatra ny vatana manontolo. Ahoana ny atao mba hampihenana io faritra io ? atoronay anao .

Hamaky ny tohiny

Te-hanala cellulite : Tsy mihinana legioma manta betsaka loatra

30-nov-2020

Eo amin’ny fe, ny lohalika, ny fitombenana matetika no ahitana ny cellulite.

Hamaky ny tohiny

Mihena 5 kilao alohan'ny fety ...azo atao tsara!

23-nov-2020

Hanampy anao hihena haingana ny régime mifototra amin'ny lasopy legioma. Mihinana lasopy foana isan'andro ao anatin'izy ity.

Hamaky ny tohiny

Ronono sy tongolo gasy, hibiscus…Azo ampihenàna tena

16-nov-2020

Paipaika tsy dia fandre firy ireto hatolotra anao ireto kanefa mety hanampy anao hihena tokoa. Mihinana papay

Hamaky ny tohiny

Mahay mitazona lanja

09-nov-2020

Tsy azo hatao mimihitsy ny manao fifadian-kanina na régime fampihenan-tena lavareny.

Hamaky ny tohiny

Zava-pisotro natoraly 4, manala tavy amin’ny kibo sy fe

02-nov-2020

Tena ilaina ny misotro rano indrindra raha hampihena tena. Ny rano no manadio ny taova amin’ny loto sy poizina sady mahatonga ny taova hiasa tsara.

Hamaky ny tohiny

“Sandwich” mampihena… mahasolo vary sy laoka !

26-oct-2020

Azo hatao sakafo ao anatin’ny régime ny sandwich. Ity misy karazany iray azonao hatao sakafo atoandro mihitsy. Mahavoky izy ity kanefa tsy mampatavy :

Hamaky ny tohiny

"Astuces" fetsifetsy, mampihena vetivety!

19-oct-2020

Ankoatra ny fanamboarana ny sakafo dia misy ny paipaika azo atao mba hanamora ny fampihenan-tena atao. Santionany amin’izany ireto :

Hamaky ny tohiny