tia tanindrazana

Parution du Lundi, 25 Janvier 2021


tia tanindrazana

Maman

Miaro ny hoditry ny ankizy amin’ny masoandro

19-janv-2021

Tena ilaina ny miaro ny hoditry ny ankizy amin’ny masoandro indrindra amin’izao andro mafana izao.

Hamaky ny tohiny

Iharan’ny herisetra any an-tsekoly ny zanako …

12-janv-2021

Toe-javatra mateti-pitranga any an-tsekoly ny zaza iharan’ny herisetra. Miseho amin’ny

Hamaky ny tohiny

Zaza mitohana…Fadio ireto!

06-janv-2021

Toe-javatra mety hitranga amin’ny zazakely ny mitohana. Aretina toy ny aretina rehetra izy ireny ka mila fitandremana sy fitsaboana.

Hamaky ny tohiny

Mananasy sy atody : Mampitony sempotra sy kohoka

29-déc-2020

Rehefa fotoam-pahavaratra tahaka izao dia mamely ny ankamaroan’ny ankizy ny kohoka sy ny hasemporana.

Hamaky ny tohiny

Mankalaza krismasy miaraka amin’ny ankizy ; izao atao !

22-déc-2020

Roa andro sisa dia hingadona ny fetin’ny krisimasy . Fotoana iray iarahan’ny mpianakavy ny fetin’ny noely.

Hamaky ny tohiny

Ireo kilalao tsy mety ho an’ny zaza

15-déc-2020

Fotoanan’ny fanomezana ny andron’ny Noey. Ankoatra ireo sakafo matsiro dia

Hamaky ny tohiny

Kalsioma natoraly natoraly, ho an’ny Mampinono

08-déc-2020

Toe-javatra iray mateti-pitranga amin’ireo reny mampinono ilay marary nify tampoka na

Hamaky ny tohiny

Mitaiza ny zaza ho tia filaminana

01-déc-2020

Antoka iray hahafahan’ny zaza mivoatra ara-dalàna ny fampianarana azy

Hamaky ny tohiny

Zaza malaina misotro rano …izao atao

24-nov-2020

Toa antsika lehibe dia mila ampy rano isan’andro ihany koa ny zaza mba

Hamaky ny tohiny

Zaza tsy mety mihinana fanafody …ireto avy no hatao

17-nov-2020

Tena manahirana antsika Ray aman-dreny matetika ny manome fanafody ny zaza. Misy amin’ireo zaza no tia mihinana azy ireny,

Hamaky ny tohiny

Fomba hampitana hafatra amin’ny zaza

10-nov-2020

Tsy voatery hiteny mafy na hikitakita lava vao afaka mampita hafatra amin’ny zaza.

Hamaky ny tohiny

Manadio ny sofin’ny zazakely

03-nov-2020

Faritra iray anisan’ny saro-pady amin’ny vatan’ny zazakely ny sofiny. Toy ny maso sy ny foitra dia tsy tokony hatao ambanin-javatra ny fahadiovan’izy io.

Hamaky ny tohiny