tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Forme

Manintsana kibo amin'ny bâton

19-janv-2021

Hanampy anao hanala ireo tavy eo amin'ny faritry ny kibo ireto fampihetseham-batana ireto.

Hamaky ny tohiny

Farah Jhons Very 31 kilao…Mitantara izy!

14-janv-2021

Nozarain’i Farah Jhons tao anatin’ny pejiny tao anaty tambajotra sosialy Facebook ny fiovana goavana nisy teo aminy.

Hamaky ny tohiny

Manintsana tavy aorian'ny fety

12-janv-2021

Raha somary nahazo aina taorian'ireo fety nisesisesy dia mety tsara ny manao ireto fampihetseham-batana ireto Fampihetseham-batana voalohany

Hamaky ny tohiny

Manome « forme » ny fitombenana

05-janv-2021

Tsara kokoa ny bikan’ny vehivavy raha somary mivelatra sy lehibe ary tsara rafitra tsar any fitombenany.

Hamaky ny tohiny

Fe mifintina sy mafimafy

29-déc-2020

Tena ilaina ny manamafy ny fe. Azo atao tsara koa ny mampifintimpitina azy. Hanampy anao amin’izany ireto manaraka ireto.

Hamaky ny tohiny

Manala ny tavy amin’ny kibo avy ao an-damosina

22-déc-2020

Tsy ny faritry ny kibo eo anoloana ihany no misy tavy tsara esorina fa mety tonga hatrany an-

Hamaky ny tohiny

Manintsana tavy ao an-trano

08-déc-2020

Raha mbola maniry hanintsana tavy ianao mba ho antonona tsara ny akanjo

Hamaky ny tohiny

«Exercices» mampiakatra nono miroraka

01-déc-2020

Mba tsy hiroraka firy ny nono dia tsara raha hamafisina ny tratra. Sady hanampy anao

Hamaky ny tohiny

Manamafimafy ny sandry, ao an-trano

24-nov-2020

Faritry ny vatana tokony koloina tokoa ny sandry. Mampatanjaka azy kokoa ny manamafy azy matetika.

Hamaky ny tohiny

Mandrafitra ny fitombenanana

17-nov-2020

Mba handaitra tsara ny fampihetseham-batana hatao dia tsara ovaovaina matetika ny karazana fampihetseham-batana hatao. Hikolo ny fitombenana sy ny fe isika anio :

Hamaky ny tohiny

Mampihena ny tapany ambony amin’ny vatana

10-nov-2020

Raha somary misimisy tavy ny tapany ambony amin’ny vatanao dia mety aminao tsara ireto fampihetseham-batana ireto satria mampihena manokana io faritra io.

Hamaky ny tohiny

Manatsara sy mampiakatra ny nono

03-nov-2020

Tsy misy hozatra tokoa ny nono saingy azo hatao ny manamafy ny hozatra manodidina azy izay mihazona azy tsy hirokaka sady hampiakatra azy koa. Hanampy anao amin’izany ireto :

Hamaky ny tohiny