tia tanindrazana

Parution du Lundi, 25 Janvier 2021


tia tanindrazana

Coronavirus

Ady amin'ny Covid-19 ao Vakinankaratra 115 tratra nanao asa soa hiombonana

18-janv-2021

Nandritra ny hetsika "opération cache-bouche", notanterahana ny Sabotsy 16 janoary teo, tao Vakinakaratra, dia olona 115 isa no

Hamaky ny tohiny

COVID-19 mirongatra Hihiboka indray ve isika?

12-janv-2021

Somary mampanahy be ny olona indray amin’izao herinandro vaovao izao ny fiakaran’ireo olona tratry ny valan’aretina COVID 19 eto amintsika.

Hamaky ny tohiny

Covid-19 53 ireo tranga vaovao, 01 no lavo

04-janv-2021

Tamin'ireo fitiliana miisa 918 natao teo anelanelan'ny 28 desambra 2020 hatramin'ny 01 janoary 2021 dia olona miisa 53 indray

Hamaky ny tohiny

Mbola atahorantsika ve ny Covid-19?

01-déc-2020

Tsy mbola fongotra tanteraka eto Madagasikara ny Coronavirus. Tsy hita taratra eny an-dalam-be anefa izany.

Hamaky ny tohiny

Fampiofanana maha matihanina ny mpanao gazety Niverina nanomboka omaly

25-nov-2020

Taorian’ny fihatoana amam-bolana maro, noho ny krizy ara-pahasalamana vokatry ny Covid-19 dia

Hamaky ny tohiny

Reny ahiana na voan'ny Covid-19 Afaka mampinono

23-nov-2020

Mampahafantatra ny Unicef fa na dia misy fambaran'ny Covid-19 aza na nanao fitiliana ny renim-pianakaviana ka niabo ny

Hamaky ny tohiny

Covid-19 eto Analamanga Tafiakatra 37 ny voa!

16-nov-2020

Araka ny tatitra nataon'ny Profesora Vololontiana Hanta Marie Danielle ny sabotsy 14 novambra teo dia nahatratra 87 ny trangana Coronavirus vaovao hita tamin'ny herinandro teo,

Hamaky ny tohiny

Ady amin’ny Covid-19 Mitohy ny fampitaovana isa-paritra

13-nov-2020

Mitohy hatrany ny ady amin’ny Covid-19, izay iarahana amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka. Nanomboka tamin’ity herinandro ity indray ny fanaterana ireo fitaovana ara-pahasalamana any amin’ny Faritra sy Distrika ara-pahasalamana maro manerana an’i Madagasikara toy ny faritra Diana, Sofia, Sava, Boeny,

Hamaky ny tohiny

Covid-19 any Atsinanana Notsidihin’ny minisitera ireo marary

13-nov-2020

Tonga nitsidika ireo mararin’ny covid-19 any amin’ny faritra Atsinanana ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka, izay notarihin’ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka, ny profesora Rakotovao Hanitrala Jean Louis.

Hamaky ny tohiny

Coronavirus Mitohy ny ady

11-nov-2020

Tobim-pahasalamana miisa 15 eto an-drenivohitra no nahazo fampitaovana ao anatin’ny hetsika fanampiana ho an’ny tobim-pahasalamana.

Hamaky ny tohiny

Ady amin’ny Covid-19 Mpiasan’ny fahasalamana 1000 nofanina momba ny EPI

11-nov-2020

Mpiasan’ny fahasalamana miisa 1000 no nampiofanin’ny tetikasa IMPACT an’ny USAID manokana amin’ny fampiasana fitaovana fiarovana manokana na ny EPI.

Hamaky ny tohiny

Ady amin’ny Covid-19 Miha-mafy ny fiarahamiasan’ny Minisitera sy ny Dokotera tsy miankina

09-nov-2020

Tontosa ny Asabotsy teo tao amin’ny le Pavé Antaninarenina ny atrikasa ho fanatsaràna ny ady atao amin’ny valan'aretina « covid-19 ».

Hamaky ny tohiny