21-janv-2021
Karazana tao-volo iray efa be mpanao eto amintsika ny « dreadlocks » na irony
Hamaky ny tohiny14-janv-2021
Misy fiatraikany ratsy amin’ny volo ny tara-masoandro sy hafanana, tahaka ny
Hamaky ny tohiny13-janv-2021
Ahitana singa afaka mandoko ny volo ao anatin’ny zava-maniry sasantsasany, toy ny betiravy, kafe, “henné”,
Hamaky ny tohiny07-janv-2021
Na tsy dia misy angadrano aza indraindray dia toa mangidihidy ny hodi-doha,
Hamaky ny tohiny31-déc-2020
Maro ireo te-hiala amin’ny taovolo mahazatra rehefa fety. Ho an’ireo tsy afaka
Hamaky ny tohiny03-déc-2020
Reraka ka mihamakina, mihamatroka, tsy salama mihitsy ny volo rehefa hampiasana “produits”
Hamaky ny tohiny26-nov-2020
Tena saro-pady ary mora simba ny volo rehefa avy nolokoina ka tsy nisy fikarakarana na « soins » natao taminy.
Hamaky ny tohiny19-nov-2020
Tena mahazo vahana ary be mpankafy eto amintsika amin’izao ny taovolo « curly ».
Hamaky ny tohiny12-nov-2020
Maro amintsika no te-hanalava volo kanefa tsy mahazo ilay halavana tena hiriana. Antony maro no mahatonga azy ireny ka santionany amin’izany ireto hampahafantarina antsika anio ireto.
Hamaky ny tohiny05-nov-2020
Toy ny menaka dia afaka atao tsara ny mampiasa ny vovoka amande douce hikolokoloana ny volo amin’ny fomba natoraly ary ampiarahana amin’ny ronono. Maska iray afaka atao aminy ity, mety tsara amin’ny fikolokoloana ny volo makiana.
Hamaky ny tohiny30-oct-2020
Taorian’ny fangatahana maro be izay nataon’ireo mponina any amin’ny ilany andrefan’ny Nosy iny dia fantatra izao fa hanao fampianarana manokana ho an’ny mponina ao Mahajanga ny ekipan’ny Charm’Elle Formation.
Hamaky ny tohiny22-oct-2020
Fitaovana iray fampiasa be matetika ao an-trano ny borosim-bolo. Maro karazany izy ireny izay samy manana ny asany avokoa.
Hamaky ny tohiny