tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Astuces

Akoho amin’ny yaourt

20-janv-2021

Akora ilaina Blanc de poulet 6 Voasarimakirana 2 Yaourt tsy mamy 2 Sira sy dipoavatra

Hamaky ny tohiny

Manala “faux ongles” amin’ny rano mafana

15-janv-2021

Fanaovana azy · Tapaho fohy ilay “faux ongles” · Alonay anaty rano mafana mandritra ny 30 minitra ilay hoho ary esory moramora amin’ny alalan’ny “batônnet” .

Hamaky ny tohiny

Flan amin’ny paoma Akora ilaina

13-janv-2021

Atody 3 sy tamenak’atody 2 Siramamy 160g Dibera 40g + 20g (lasitra) Lafarina 150g Ronono 50 santilitatra Ranom-boasarimakirana 1 sf

Hamaky ny tohiny

Ranon’ovy, tain-kafe, hoditr’akondro, … Aza ariana fa ilaina!

08-janv-2021

Betsaka ireo akora na ambin-javatra ariana fotsiny ao an-trano. Manomboka izao dia fantaro fa ilaina izy ireny.

Hamaky ny tohiny

Sakay fanendy misesika hena

06-janv-2021

Akora ilaina : Toton-kena 250g Sakay fanendy 2 toko Menaka Sira sy dipoavatra Pate à beignet vonona

Hamaky ny tohiny

Aty reraka, vavony mamaivay…atao ahoana?

05-janv-2021

Rehefa vita fety tahaka izao dia reradreraka avokoa ny taova, malaina miasa ny saina sy ny vatana. Etsy andaniny, betsaka ireo sakafo tsy lany kanefa tsy foy ariana, atao ahoana avokoa izy ireny?

Hamaky ny tohiny

Mahazo aina ery manao kiraro…izao atao!

18-déc-2020

Anisan’ny zava-dehibe mandritra ny fankalazana ny fetin’ny noely sy taom-

Hamaky ny tohiny

Vavony, aty, kibo marefo Ny atao tsy hankarary amin’ny fety

15-déc-2020

Efa manomboka miantsena maro karazana ireo entana eny an-tsena hiomanana amin’ny fety ary tena mitobaka tokoa ny sakafo.

Hamaky ny tohiny

Ovy sy betiravy atao chips

09-déc-2020

Akora ilaina : · Betiravy manta · Ovy manta · Menaka oliva · Sira

Hamaky ny tohiny

Miaro ny kiraro amin’ny orana

04-déc-2020

Efa manomboka izao ny rotsak’orana. Ho an’ireo izay tsy maintsy mivoaka

Hamaky ny tohiny

Fomba 3 fitahirizana vahona

27-nov-2020

Be mpampiasa na amin’ny resaka fikolokoloana ny tarehy, volo, fa indrindra hanaovana fanafody ny vahona.

Hamaky ny tohiny

Cake amin’ny chocolat

25-nov-2020

Akora ilaina : · Atody 4 · Siramamy 200g · Lafarina 200g · Dibera 200g · Chocolat 150g · Leviora 1 fonosana · Pépites de chocolat 1 fonosana

Hamaky ny tohiny