tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 08-janv-2021

Témoignage

Mireille : “Maty ny 25 Desambra ny zanako…Variana nifety izahay”

08-janv-2021

Renim-pianakaviana iray, 35 taona, niteraka 3 mianadahy i Mireille ary mipetraka ivelan’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
Card image cap
Ranon’ovy, tain-kafe, hoditr’akondro, … Aza ariana fa ilaina!

Betsaka ireo akora na ambin-javatra ariana fotsiny ao an-trano. Manomboka izao dia fantaro fa ilaina izy ireny.

Astuces

Hamaky ny tohiny
08-janv-2021

Card image cap
Zarazara endrika : Ireo fomba fikoloana tarehy tena mety

Zarazara hoditra, na somary mangamanga ny lokon-koditry ny Malagasy, amin’ny ankapobeny. Manana tombony isika,

Beauté

Hamaky ny tohiny
08-janv-2021

Card image cap
Sakafo 10 mampatanjaka

Tsiry mpanentana lahy ny testostérone. Misy akony betsaka amin’ny vatan-dehilahy ny fisiany.

Coin homme

Hamaky ny tohiny
08-janv-2021

Card image cap
14 taona ny zanako, vao afaka BEPC teo ary classe de 2nd amin’izao.

Efa lasa mirava amin’ny 6 izy amin’ny hariva, ka somary taraikiraiky rehefa miditra ny trano. Tsy mino anefa aho hoe

Conseils

Hamaky ny tohiny
08-janv-2021

Card image cap
Vary amin’ny voanio sy manga

Akora ilaina · Vary 500g · Tavim-boanio 350ml · Ronono 250ml · Sirop 400ml · Manga 250g · Voasarimakirana · Sira 1 tsongo

Sakafo

Hamaky ny tohiny
08-janv-2021

Card image cap
Kim Kardashian sy Kanye West : Ny antony hisarahan’izy ireo

Fantatra ny 6 janoary lasa teo fa efa miomana ny hanao taratasy fisaraham-panambadiana i Kim Kardashian sy Kanye West.

People

Hamaky ny tohiny
08-janv-2021

Card image cap
Tany ravo : Mampitony aretim-bavony

Raha dinihina dia isan’ireo aretina tena mpahazo ny olona fahiny angamba ny aretim-bavony.

Santé

Hamaky ny tohiny
08-janv-2021

Card image cap
Paoma + kanelina : Mampahita tory vetivety

Ara-dalàna tokoa raha toa ka aorian’ny fety dia manomboka vizambizana ny vatana,

Taiza vatana

Hamaky ny tohiny
08-janv-2021

Card image cap
Dite karazany 6 mahasolo fanafody

Ankalazaina anio ny andro eran-tany ho an’ny dite. Isan’ny be mpisotro indrindra eran-tany, aorian’ny rano,

Actualités

Hamaky ny tohiny
08-janv-2021