tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 06-janv-2021

Actualités

Antsirabe II Reny in-3 nanary zanaka tao amin’ny WC

06-janv-2021

Niverina indray ny trangana fanarian-jaza tato ho ato. Ny alahady 3 Janoary lasa teo dia Renim-

Hamaky ny tohiny
Card image cap
Sakay fanendy misesika hena

Akora ilaina : Toton-kena 250g Sakay fanendy 2 toko Menaka Sira sy dipoavatra Pate à beignet vonona

Astuces

Hamaky ny tohiny
06-janv-2021

Card image cap
Maska kaokaombra, ho an’ny tarehy mitera-menaka be

Noho ireo singa miavaka ao anaty kaokaombra, dia manala ny loto eo amin’ny tarehy izy ary mandrindra ny menaka ao anaty hoditra.

Beauté

Hamaky ny tohiny
06-janv-2021

Card image cap
Jus vahona sy mananasy… manadio

Ilaina ny mihinana sy fisotro zavatra maivamaivana aorian’ny fety tahaka izao.

Boisson

Hamaky ny tohiny
06-janv-2021

Card image cap
Tsy maintsy mifady sira ve ny bevohoka ?

Isan’ireo toromarika atoro ireo renim-pianakaviana rehefa mitondra vohoka ny fifadiana sira. Rehefa akaiky hiteraka

Conseils

Hamaky ny tohiny
06-janv-2021

Card image cap
Nilaza tamiko ny vadiko fa niteraka tamin’ny vehivavy hafa.

Maty anefa io vehivavy io, volana vitsivitsy izao, ka tsy misy mitaiza ilay bandikely 3 taona.

Conseils

Hamaky ny tohiny
06-janv-2021

Card image cap
Tanjona 2021 Tsara bika sy salama…Ireo atao !

Amin’ny fiandohan’ny taona tahaka izao matetika no handraisana fanapahan-kevitra momba

Diététique

Hamaky ny tohiny
06-janv-2021

Card image cap
Zaza mitohana…Fadio ireto!

Toe-javatra mety hitranga amin’ny zazakely ny mitohana. Aretina toy ny aretina rehetra izy ireny ka mila fitandremana sy fitsaboana.

Maman

Hamaky ny tohiny
06-janv-2021

Card image cap
Bolety ovy sy nofon-trondro : Be otrikaina ho an’ny zaza

Isan’ny fototra iray hiadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo mpahazo ny ankizy ny

Taiza vatana

Hamaky ny tohiny
06-janv-2021

Card image cap
Ambato Boeny Olona 60 voapoizin’ny mofomamy

Olona miisa 60 mahery eo no voatery naiditra hopitaly tao amin’ny Hopitalibem-panjakana ao amin’ny distrikan’Ambato Boeny

Actualités

Hamaky ny tohiny
06-janv-2021