tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 29-déc-2020

Témoignage

Haingo, very 27 kilao Atorony ny nataony…

29-déc-2020

Nanaraka ny fampihenan-tena nataon’i Haingo tamin’ity taona ity ny Jejoo. Raha tsiahivina dia nanao fampihenan-tena izy nanomboka ny volana jolay

Hamaky ny tohiny
Card image cap
Hoho lava sy matevina, hiatrika ny fety…

Ho avy izao ny fety ka mba te hanana hoho lavalava sy maniry tsara ianao. Tianao ihany koa raha mba matevina tsara izy ireo ka tsy voatery hanao

Beauté

Hamaky ny tohiny
29-déc-2020

Card image cap
Nisy lehilahy iray izay,

efa niaraka tamiko taloha ary efa nisaraka izahay. Mbola te hiverina aminy aho, nefa izy maditra sady manao sipa be.

Conseils

Hamaky ny tohiny
29-déc-2020

Card image cap
Aorian’ny fety Ireo sakafo mila fadiana aloha

Raha somary nihinana sakafo matsiro nifanesinesy dia na ny vatana aza dia tsy te hierika sakafo matsiro intsony.

Diététique

Hamaky ny tohiny
29-déc-2020

Card image cap
Fe mifintina sy mafimafy

Tena ilaina ny manamafy ny fe. Azo atao tsara koa ny mampifintimpitina azy. Hanampy anao amin’izany ireto manaraka ireto.

Forme

Hamaky ny tohiny
29-déc-2020

Card image cap
Mianjaika maivamaivana, aorian’ny fety

Navesabesatra izay fankalazana ny fetin’ny noely izay : ny sakafo natsiro, ny kiraro nanaovana avoavo vodin-tongotra,

look

Hamaky ny tohiny
29-déc-2020

Card image cap
Mananasy sy atody : Mampitony sempotra sy kohoka

Rehefa fotoam-pahavaratra tahaka izao dia mamely ny ankamaroan’ny ankizy ny kohoka sy ny hasemporana.

Maman

Hamaky ny tohiny
29-déc-2020

Card image cap
Soso-kevitra « Menu taom-baovao»

Entrée Salade de mais Akora ilaina · Maïs doux 1 boaty · Tongolo 1 · Tongolo maitso · Kaokombra 1 kelikely · Voatabia masaka 1 · Ketchup 1 sk · Maionezy 1 sf · Motarda 1sk Sira sy dipoavatra

Menu

Hamaky ny tohiny
29-déc-2020

Card image cap
«Carte de vœux» an’olo-malaza Sarin’izy ireo no ampiasainy

Fomba fanao ny mizara « carte de vœux » mba ho firariantsoa ho an’ireo fianakaviana, ireo

People

Hamaky ny tohiny
29-déc-2020

Card image cap
Endrika boribory Tia miray ara-nofo kokoa !

Ireo manam-pahaizana avy ao amin’ny oniversiten’i Nipissing any Kanada no

Sexo

Hamaky ny tohiny
29-déc-2020

Card image cap
“Jus” papay + “yaourt” : Mahasalama maso!

Maro be ny tombontsoa ara-pahasalamana entin’ny papay ho an’ny vatantsika. Manala ny

Taiza vatana

Hamaky ny tohiny
29-déc-2020

Card image cap
Pr Vololontiana, Denise, Nellie A., Mialy R. Vehivavy mendriky ny 2020

Navesatra tamin’ny rehetra ity taona 2020 madiva hivalona ity noho ny valanaretina Covid-19. Niato avokoa ny hetsika rehetra,

Femme

Hamaky ny tohiny
29-déc-2020