tia tanindrazana

Parution du Lundi, 25 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 22-déc-2020

Conseils

Nisarahan’ny sipako aho sady no-“bloquer”-ny tao anaty Facebook fa lazainy ho tsy tia azy akory.

22-déc-2020

Tsy ampy iray andro akory no nanaovany an’izay dia novainy ho “en couple” miaraka amin’ny vehivavy hafa ny tao anaty Facebook-ny.

Hamaky ny tohiny
Card image cap
Te hanao volo, hoho, tarehy… : aiza avy ireo “salon” matihanina ?

Ilaharana ny fanatonana ireny “salon de beauté” ireny amin’izao ankatoky ny asaramanitra izao. Mila fantenina ihany anefa ny toerana haleha,

Beauté

Hamaky ny tohiny
22-déc-2020

Card image cap
Sakafom-pety maivamaivana fa matsiro

Azo atao tsara ny mikarakara sakafom-pety matsiro kanefa ara-pahasalamana. Hanampy anao amin’izany ireto torohevitra vitsivitsy ireto :

Diététique

Hamaky ny tohiny
22-déc-2020

Card image cap
Manala ny tavy amin’ny kibo avy ao an-damosina

Tsy ny faritry ny kibo eo anoloana ihany no misy tavy tsara esorina fa mety tonga hatrany an-

Forme

Hamaky ny tohiny
22-déc-2020

Card image cap
Mankalaza krismasy miaraka amin’ny ankizy ; izao atao !

Roa andro sisa dia hingadona ny fetin’ny krisimasy . Fotoana iray iarahan’ny mpianakavy ny fetin’ny noely.

Maman

Hamaky ny tohiny
22-déc-2020

Card image cap
Menu fety mora atao sady tsy lafo

Entrée Spaghetti amin’ny divay mena Akora ilaina · Paty spaghetti · Menaka oliva ¼ tasy · Chapelure ½ tasy · Dibay mena ½ tavoahangy · Siramamy 1 sk · Tongolo gasy 2 · Vovo-tsakay 1 tsongo · Fraomazy voakiky ¼ tasy

Menu

Hamaky ny tohiny
22-déc-2020

Card image cap
Miala kely amin’ny mahazatra …

Isan’ny antoka iray hahazoan’ny vehivavy fahafinaretana ny fomba fitsofoky ny taovam-pananahan’ny lehilahy any anatiny.

Sexo

Hamaky ny tohiny
22-déc-2020

Card image cap
Mba tsy ho masin’aty rehefa mifety…

3 andro sisa no isaina dia tonga ny fetin’ny noely ary herinandro aorian’io dia ny faran’ny taona indray. Mba ho

Taiza vatana

Hamaky ny tohiny
22-déc-2020