tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 14-déc-2020

Minceur

Dite kanelina sy sakamalaho Mampihena 5 kilao ao anatin’ny 7 andro

14-déc-2020

Manafaingana ny fampihenan-tena hatao ny misotro zava-pisotro mandoro tavy. Ity iray atoro anao ity izao dia mety hampihena hatrany amin’ny 5 kilao ao anatin’ny 7 andro.

Hamaky ny tohiny
Card image cap
« Gommage » tsotra 3, manamandina tarehy…

Na mijanona ao an-trano ihany aza ianao, dia mila koloina isan’andro sy karakaraina matetika ny tarehy. Tafiditra

Beauté

Hamaky ny tohiny
14-déc-2020

Card image cap
BIENFAITS Divay mena : Mikolo ny lalan-drà sy ny tosi-drà

Ankoatra ny maha zava-pisotro ny divay mena dia tombontsoa maro no entiny ho an’ny vatana sy ny fahasalamana raha voalanjalanja tsara ny fatra sotroina. Santionany amin’izany ireto !

Bienfaits

Hamaky ny tohiny
14-déc-2020

Card image cap
Raha mampirafy ahy ny vadiko ka lasa mampirafy azy koa aho, dia diso ihany aho ve ?

Nampirafy ahy foana mantsy ny vadiko nandritra ny taona maro ary tsy nety nanajanona izany mihitsy. Efa norahonako

Conseils

Hamaky ny tohiny
14-déc-2020

Card image cap
Lasopy amin’ny nofona drakaka

Akora ilaina • Drakaka 500g • Patsa be efa maina 75g • Totonkenan-kisoa 150g • Vermicelles 320g • Fraomazy soza 250g • Voatabia 4

Sakafo

Hamaky ny tohiny
14-déc-2020

Card image cap
Jennifer Lawrence: efa nividy kafe iray kaopy mitentina 477.000Ar

Maro be ny vola miditra amin’ireo olo-malaza na mpanakanto na mpilalao sarimihetsika. Tsy vitsy koa amin’izy ireo no tia mandany vola amin’ny zavatra kely:

People

Hamaky ny tohiny
14-déc-2020

Card image cap
Kendan’ny taola-manga : izao no ataovy !

Vokatra be izao ny manga. Manga vato, manga fo, zanzibar sns maro karazana izy ireny.

Santé

Hamaky ny tohiny
14-déc-2020

Card image cap
Shopping « Sac et chaussures »

1. Air Jordan sur commande - 240 000Ar – Sur commande : Page Facebook « Kalajejou Tia Vao » Contact : 034 58 833 07 / 033 54 683 15 / 032 84 301 74

Shopping

Hamaky ny tohiny
14-déc-2020

Card image cap
Teknika 4 manala hasarotam-piaro

Tsy vitan’ny vahaolana amin’ny resaka sy torohevitra foana ny olana ara-pitiavana. Araka ny fanazavan-dramatoa

Tokantrano

Hamaky ny tohiny
14-déc-2020

Card image cap
Ambasadaoro Amerikana sy Tale Jeneralin’ny USAID Nizara sakafo

Nidina ifotony nanao tombana ny fizotran’ny fanampiana hiatrehana ny hamehana omen’ny governemanta amerikana tany Ampanihy,

Actualités

Hamaky ny tohiny
14-déc-2020

Card image cap
Ambanany antsy diaaolanyilayzaza

Ny zoma 11 desambra teo no tonga tao amin'ny borigadin'ny zandarimariam-pirenena ao Andribavontsona, ao amin'ny

Actualités

Hamaky ny tohiny
14-déc-2020

Card image cap
ANKAZOBE ALASORA 15 andro tsy nisy jiro, nitokona ny mponina

15 andro tsy nisitraka herinaratra ireo mponina ao Ankazobe Alasora. Vokatry ny halatra tariby mitondra ny herinaratry ny

Actualités

Hamaky ny tohiny
14-déc-2020