tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 08-déc-2020

Santé

Toaka, maiônezy, tavin-kena ... Fototr’aretina rehefa fety !

08-déc-2020

Efa ho avy ny fetin’ny noely sy ny faran-taona. Maro amintsika no hihinambe mandritra ireo fety ireo.

Hamaky ny tohiny
Card image cap
Maquillage mahatsara endrika, raha marary…

Tsy votary ho ratsy tarehy akory, na dia marary aza. Azo atao foana ny mamelombelona ny endrika, mba tsy hita ho reraka be. Araho ny torohevitra !

Beauté

Hamaky ny tohiny
08-déc-2020

Card image cap
Tsy mety adinoko ny olon-tiako voalohany ary tena mbola tia azy aho,

nefa izahay efa samy manana olon-tiana. Izy rahateo koa mbola tia ahy. Tsy te hamitaka ny olon-tiako anefa aho.

Conseils

Hamaky ny tohiny
08-déc-2020

Card image cap
Manomana ny vatana hiatrika sakafo fety

Ho avy ny fety. Maro no matahotra ny hitombo lanja sahady. Azo omanina anefa izany. Ireto torohevitra ireto dia efa hanampy anao mba tsy hihetsika firy ny lanja aorian’ny fety ho avy

Diététique

Hamaky ny tohiny
08-déc-2020

Card image cap
Manintsana tavy ao an-trano

Raha mbola maniry hanintsana tavy ianao mba ho antonona tsara ny akanjo

Forme

Hamaky ny tohiny
08-déc-2020

Card image cap
«Journées l’Oréal” Afapo tanteraka ireo nandray anjara

Tontosa soa amantsara ny zoma sy sabotsy lasa teo ny «Journées l’Oréal” nanomezana torohevitra maimaimpoana,

Actualités

Hamaky ny tohiny
08-déc-2020

Card image cap
Kalsioma natoraly natoraly, ho an’ny Mampinono

Toe-javatra iray mateti-pitranga amin’ireo reny mampinono ilay marary nify tampoka na

Maman

Hamaky ny tohiny
08-déc-2020

Card image cap
Alarobia - Saucisse fumée sy legioma (8.000Ar)

Akora ilaina • Saosisy fumée ½ kg : 7.000Ar • Legioma mifangaro : Karaoty, Haricot vert, Laisoa, Voatabia : 1.000Ar)

Menu

Hamaky ny tohiny
08-déc-2020

Card image cap
Ben Affleck sy Jennifer Garner

Taorian’ny fisarahan’izy ireo. Izao vao tena hita miaraka foana i Ben Affleck sy Jennifer Garner miaraka amin’ny

People

Hamaky ny tohiny
08-déc-2020

Card image cap
« String » : Ny tokony hotandremana

Atin’akanjo natokana ho an’ny vehivavy ny « string ». Tsy mifaritra amin’ny pataloha izy,

Sexo

Hamaky ny tohiny
08-déc-2020

Card image cap
Shopping « Sac et chaussures »

1. Derbies - Boutique "Le Coin des Marques"à Faravohitra » - Page Facebook « Chaussures et sacs Le coin des marques » ou Contact : 033 71 848 68 /034 81 978 01

Shopping

Hamaky ny tohiny
08-déc-2020

Card image cap
Rarin-tsaina : Maninona no mora voa kokoa ny vehivavy?

Ny vehivavy, raha ny fikarohana natao, no tena mora voan’ny rarin-tsaina. Mitarika fiantraika maro amin’ny vatana anefa io. Santionany ireto sy ny tokony hatao.

Taiza vatana

Hamaky ny tohiny
08-déc-2020

Card image cap
Andro ratsy - Ranomasimbe Indianina Tsy hiantraika eto amintsika

Misy andro ratsy miforona ao amin’ny Ranomasimbe Indiana. Any amin’ny maherin’ny 4.000

Actualités

Hamaky ny tohiny
08-déc-2020

Card image cap
Ady amin’ny herisetra ara-pananahana Hanao fanentanana ny FMM

Manjaka tanteraka ny herisetra eo Madagasikara. Be dia be ny vaovao miparitaka momba izany, indrindra fa ny

Actualités

Hamaky ny tohiny
08-déc-2020