tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 07-déc-2020

Dossier

Homamiadana mpahazo ny vehivavy 500 000 hatramin'ny 1800 000 Ariary ny fitsaboana

07-déc-2020

Ny homamiadana no antony fahatelo mahatonga fahafatesana eto Madagasikara. 23500 eo ny isan'ny trangana homamiadana vaovao eto isan-taona. Ny 50 % ireo dia homamiadana mpahazo ny vehivavy na "cancer gynécologique"avokoa.

Hamaky ny tohiny
Card image cap
GFEM sy ny Fondation Akbaraly Hiara-hiasa akaiky mandritra ny 3 taona

Nanatanteraka fifanaovan-tsonia maha-mpiara-miasa azy ny GFEM (Groupement des femmes entrepreneurs de Madagascar) sy

Actualités

Hamaky ny tohiny
07-déc-2020

Card image cap
Ambondrona Parfum I “Antso” no be mpankafy

“Miavaka amin’ireo vokatra efa famoakan’ny tarika ity”, hoy i Cédric Rakotoarivelo raha nanatrika ny famoahana

Star

Hamaky ny tohiny
07-déc-2020

Card image cap
Manao "sport"...ireo fikoloana tarehy mila atao

Tsy maintsy atao fahazarana ny mikolo ny endrika amam-bika mialoha, mandritra ary ao aorian’ny fanaovana fanatanjahantena. Mbola betsaka mantsy ny vehivavy tsy mahalala, na diso hevitra, mikasika izay fikoloana tokony atao …

Beauté

Hamaky ny tohiny
07-déc-2020

Card image cap
Vovo-bary : Manatevina volo, manazava ny tarehy,…

Tafiditra ao anatin’ny fianakaviam-ben’ny « féculents » ny vary. Foto-tsakafontsika Malagasy izy ary manome ny 20 % -n’ny hery ilain’ny vatana.

Bienfaits

Hamaky ny tohiny
07-déc-2020

Card image cap
Nampirafesina aho dia namindrany aretina. Lasa mamoaka tsiranoka maimbo miloko matroka ny fivaviako,

mangidihidy mafy ihany koa misy fotoana ary mangirifiry indraindray. Izy anefa milaza fa tsy nanao na inona na inona. Izy anefa, azoko antoka, no namindra aretina tamiko fa tsy mety mitsotra izy. Ahoana no ataoko?

Conseils

Hamaky ny tohiny
07-déc-2020

Card image cap
Gilasy amin’ny letisia

Akora ilaina Letisia 20 isa efa novoasana sy noesorina ny voany

Sakafo

Hamaky ny tohiny
07-déc-2020

Card image cap
Melvin Adrien Nanao asa soa maro vao nody

Ny sabotsy alina teo i Melvin Adrien mpiandry haraton'ny Barea Madagascar no nandao an'i Madagasikara, taorian'ny

Actualités

Hamaky ny tohiny
07-déc-2020

Card image cap
Te hampihena fe ...ireo sakafo fadiana

Tsy dia tsara tokoa ny mahita fe somary vaventy raha mihoatra ny vatana manontolo. Ahoana ny atao mba hampihenana io faritra io ? atoronay anao .

Minceur

Hamaky ny tohiny
07-déc-2020

Card image cap
Mandoa ...tsaboy ifotony sao aretin-dratsy

Tsy midika ho zavatra tsara foana ny fandoavana fa porofo fa misy tsy milamina ao anatin’ny vatana. Raha tsy hay ihany koa

Santé

Hamaky ny tohiny
07-déc-2020