tia tanindrazana

Parution du Mardi, 19 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 26-nov-2020

Coiffure

« Soins » natoraly ho an’ny volo miloko

26-nov-2020

Tena saro-pady ary mora simba ny volo rehefa avy nolokoina ka tsy nisy fikarakarana na « soins » natao taminy.

Hamaky ny tohiny
Card image cap
Miomankomana hiatrika fety… toa an’i Liliane

Fotoana tena mety hikarakarana endrika sy taovolo izao vanim-potoana hiditra amin’ny volana desambra izao. Tsy voatery hiandry fety mantsy vao hanao izany,

Beauté

Hamaky ny tohiny
26-nov-2020

Card image cap
Ahoana no ahafantarana ny olona iray tena mety aminao.

Olona 4 mantsy izao no mangataka iaraka aminao ka tsy hitako izay hosafidiana. Izaho te hanana olon-tiana sy fiarahana matotra. Mba mila torohevitra.

Conseils

Hamaky ny tohiny
26-nov-2020

Card image cap
Atody atao salady na sushi

1. Salady atody Akora ilaina · Atody 2 · Salady 1 · Voatabia 1 · Oliva mainty · Crème fraiche 1 sotrokely · Sesame 1 sf

Sakafo

Hamaky ny tohiny
26-nov-2020

Card image cap
Jessica Alba, Britney Spears. ..Mampidi-bola ny fiterahany

Isan’ny tena mampanan-karena ny olo-malaza ny fahaizan’izy ireny mitady vola amin’ny fomba rehetra.

People

Hamaky ny tohiny
26-nov-2020

Card image cap
“The Red Carpet » Aina Ramarou sy Nick Rakotondrasoa no ao ambadika

Nanomboka omaly ny fifantenana ao anatin’ilay hetsika “The Red Carpet”

portrait

Hamaky ny tohiny
26-nov-2020

Card image cap
Mihena 3 kilao ao anatin’ny tapa-bolana

Fahazaran-dratsy ara-tsakafo matetika no maahtonga ny hatavezana. Mifanohitra amin’izany koa,

Regime

Hamaky ny tohiny
26-nov-2020

Card image cap
Vehivavy salama : Harindrao ny sakafo!

Mba handaminana ny toe-pahasalaman’ny vehivavy, dia ilaina ny mandritra ny sakafo hanina. Satria zava-dehibe ny fahasalamana,

Santé

Hamaky ny tohiny
26-nov-2020

Card image cap
Shopping « Sacs »

Sac GM en série – 25.000ar - Contact : 034 64 420 47

Shopping

Hamaky ny tohiny
26-nov-2020

Card image cap
Ambassadora 6.15 Hiantsehatra sy hizara rakikira maimaimpoana

Seho voalohany ataon’ny tarika Ambassadora 6.15 ity hotanterahany eny amin’ny KalyBar Ankadifotsy ity, rahampitso.

Star

Hamaky ny tohiny
26-nov-2020

Card image cap
“The Red Carpet » Amin’ny sabotsy ny casting manaraka

Notanterahana tao amin’ny KABAKA Restaurant Analakely nanomboka omaly ilay hetsika “The Red Carpet”

Actualités

Hamaky ny tohiny
26-nov-2020

Card image cap
“16 andro iadiana amin’ny herisetra” Nanomboka omaly

Nitombo tokoa ny herisetra natao tamin’ny vehivavy, noho ny fihibohana izay

Actualités

Hamaky ny tohiny
26-nov-2020