tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 25-nov-2020

Actualités

Ambondrona Nisy namoy namana akaiky noho ny Covid-19

25-nov-2020

Rahampitso no mivoaka ny raki-kira fahafito an’ny tarika Ambondrona. Mitondra ny lohateny hoe “Ho soa hatrany” ity raki-kira vaovao ity.

Hamaky ny tohiny
Card image cap
Cake amin’ny chocolat

Akora ilaina : · Atody 4 · Siramamy 200g · Lafarina 200g · Dibera 200g · Chocolat 150g · Leviora 1 fonosana · Pépites de chocolat 1 fonosana

Astuces

Hamaky ny tohiny
25-nov-2020

Card image cap
Maska majika ho an’ireo « peau grasse »…

Alohan’ny hikarakarana sy hikasihana ny tarehy dia ny sokajin-koditra aloha no mila fantarina voalohany,

Beauté

Hamaky ny tohiny
25-nov-2020

Card image cap
“Jus” sakamalaho 3, mamerin’aina haingana

Na dia anatin’ny fotoam-pahavaratra aza isika dia tsy mitsahatry ny miha-mafana ihany koa.

Boisson

Hamaky ny tohiny
25-nov-2020

Card image cap
Nolazaiko tamin’ilay olon-tiako fa bevohoka aho,

dia nandà izy hoe tsy zanany hono io an-kiboko io. Tonga dia nisarahany koa aho fa mamatotra azy

Conseils

Hamaky ny tohiny
25-nov-2020

Card image cap
Covid-19 : Mora voa kokoa ireo efa tratrany !

Mbola manjaka ny covid-19, mbola tsy foana izy, ka tokony hitandrina foana amin’ny fiarovana ny tena sy ny hafa.

Conseils

Hamaky ny tohiny
25-nov-2020

Card image cap
Shopping " Soin Bio"

1- 1 déodorant + 1 baume à lèvres coco + 1 rouge à lèvres. Prix: 20.000ar - Page Facebook " Soa" - Contact: 0341372478

Shopping

Hamaky ny tohiny
25-nov-2020

Card image cap
Fakana selery + citron : Mandrindra ny siramamy ao anaty

Tranga miseho amin’ny vatana, vokatry ny fiakaran’ny tahan’ny « glycémie », ny diabeta.

Taiza vatana

Hamaky ny tohiny
25-nov-2020

Card image cap
Ambatondrazaka Mpitondra "Taxi-moto" voatsatok’antsy

Mpitondra "taxi moto" iray indray no voatafika tany Ambatondrazaka, ny alin’ny alatsinainy tokony tamin’ny 8 ora mahery 15 minitra teo.

Actualités

Hamaky ny tohiny
25-nov-2020

Card image cap
Fampiofanana maha matihanina ny mpanao gazety Niverina nanomboka omaly

Taorian’ny fihatoana amam-bolana maro, noho ny krizy ara-pahasalamana vokatry ny Covid-19 dia

Coronavirus

Hamaky ny tohiny
25-nov-2020