tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 23-nov-2020

Actualités

Finaritra, 12 taona Naolana lehilahy 5, misy tsy ampy taona

23-nov-2020

Tovolahikely miisa 5 no nanao fanolanana faobe tamina zazavavikely fiantso amin'ny anarana hoe Finaritra, izay vao 12 taona monja.

Hamaky ny tohiny
Card image cap
40 taona : Ireo dingana 5 fikoloana endrika

40 taona. Manomboka misongadina sy hita tsikelikely ny kentrona amin’ny tarehy, manomboka lefilefy ny hazavan’ny endrika, mitady hiroraka ny hodi-tava, …

Beauté

Hamaky ny tohiny
23-nov-2020

Card image cap
BIENFAITS « Huîtres » : Miaro amin'ny "anémie", manatsara prôstaty

Mpanjakan’ny hazan-dranomasina ny “huîtres”, hoy ireo mpikaroka momba ny hazan-dranomasina sy ny sakafo. Ny antony

Bienfaits

Hamaky ny tohiny
23-nov-2020

Card image cap
Maninona kay aho no lasa tia mampirafy ?

Miaraka amina lehilahy anankiray aho, saingy tsy ankasitrahan’ny ao an-trano ny fiarahanay. Tena tiako anefa io lehilahy io, fa izy efa niteraka roa ary efa vita divaorsa.

Conseils

Hamaky ny tohiny
23-nov-2020

Card image cap
Salady voatabia sy frezy

Akora ilaina · Frezy 400g · Voatabia 4 · Fraomazy féta 150g · Ravina solila 6 · Saosy soja 4 sf · Vinaingitra Xérès 1 sf · Vovoka sakamalao ½ sk · Sira sy dipoavatra

Sakafo

Hamaky ny tohiny
23-nov-2020

Card image cap
Mihena 5 kilao alohan'ny fety ...azo atao tsara!

Hanampy anao hihena haingana ny régime mifototra amin'ny lasopy legioma. Mihinana lasopy foana isan'andro ao anatin'izy ity.

Minceur

Hamaky ny tohiny
23-nov-2020

Card image cap
Oprah Winfrey : 6 ny rantsan-tongony…

Manana kilema kely mampiavaka azy ny sasany amin’ireo olo-malaza. Indraindray izany hita be, nefa matetika tsy tsikaritra eny amin’izy ireo akory izany, raha tsy tena mandinika tsara.

Shopping

Hamaky ny tohiny
23-nov-2020

Card image cap
"Biberon" : Tsy maintsy rano mafana ve?

Satria mila fitandremana manokana ny zazakely, noho izy mbola tena marefo, dia aleo tsy hatao kinangananga ny rano hampiasaina hanaovana ny “biberon”-any. Hoy ny dokotera.

Santé

Hamaky ny tohiny
23-nov-2020

Card image cap
OnjaTinondia, Tsiliva, Jaojoby,... Hivondrona, hanampyireoolonakere

Maro ireo olona tratry ny kere any Atsimo. Mitombo isa hatrany aza izany vokatry ny tsy fisian’ny ranon’orana hahafahana

Actualités

Hamaky ny tohiny
23-nov-2020

Card image cap
Reny ahiana na voan'ny Covid-19 Afaka mampinono

Mampahafantatra ny Unicef fa na dia misy fambaran'ny Covid-19 aza na nanao fitiliana ny renim-pianakaviana ka niabo ny

Coronavirus

Hamaky ny tohiny
23-nov-2020