17-nov-2020
Ny alatsinainy 7 septambra hifoha talata 8 septambra no nisy andian-jiolahy 6 nanafika tao an-tranony tao Manjakamiadana ity renim-pianakaviana iray ity.
Hamaky ny tohinyVoankazo fahita mandavan-taona ny akondro. Fantatrao ve fa vokatsoa telo sosona no azo avy aminy raha hikarakarana tarehy itony voankazo itony ?
Hamaky ny tohiny
17-nov-2020
fa tamin’ny herintaona voalohany ihany no tsy nikasihany tanana ahy. Manan-janaka kely herintaona sy tapany izahay, izay efa manomboka kapohiny koa,
Hamaky ny tohiny
17-nov-2020
Tokony hitondra ny otrikaina rehetra ilain’ny vatana ho entiny miasa ny sakafo maraina. Ireto misy karazana smoothie azo atao sakafo maraina tsara indrindra raha maniry hampihena tena
Hamaky ny tohiny
17-nov-2020
Mba handaitra tsara ny fampihetseham-batana hatao dia tsara ovaovaina matetika ny karazana fampihetseham-batana hatao. Hikolo ny fitombenana sy ny fe isika anio :
Hamaky ny tohiny
17-nov-2020
Tena manahirana antsika Ray aman-dreny matetika ny manome fanafody ny zaza. Misy amin’ireo zaza no tia mihinana azy ireny,
Hamaky ny tohiny
17-nov-2020
Akora ilaina · Toton-kena ½ kg – 6000Ar · Voatabia sy tongolo
Hamaky ny tohiny
17-nov-2020
Misy isa tokony arahina ny tahan’ny firaisana ara-nofo, araka ny nambaran’ny ivon-toeram-pikarohana “Institut de Kinsey”, ao Etazonia
Hamaky ny tohiny
17-nov-2020
Miankina amin’ny “échographie” hatao amin’ilay olona ny fiomanana ilaina :
Hamaky ny tohiny
17-nov-2020
Aretina faha-efatra miteraka fahafatesana betsaka eto amintsika ny tazomoka. Manoloana izany indrindra dia misy ny atrikasa izay tanterahina ao Antsirabe renivohi-paritr'i Vakinankaratra nanomboka omaly alatsinainy 16 novambra 2020.
Hamaky ny tohiny
17-nov-2020
Nanomboka omaly alatsinainy 16 Novambra ny taom-pianarana 2020-2021 ao amin’ny Akanin’ny Marenina AKA.MA 67 Ha.
Hamaky ny tohiny
17-nov-2020
Renim-pianakaviana iray 32 taona no lasa mitondra takaitra sy manana fahasembanana noho ny herisetra nataon’ny vadiny taminy.
Hamaky ny tohiny
17-nov-2020