16-nov-2020
Naiditra am-ponja vonjimaika taorian'ny fakàna am-bavany azy i Charline, ilay vehivavy mampivaro-tena tovovavy malagasy ao anaty aterineto any Antsirabe. Proxénetisme na hoe fampiasana tovovavy izay misy tsy ampy taona ny sasany, hanao fivarotan-tena mba hahazoam-bola no vesatra hanenjehana azy voalohany.
Hamaky ny tohinyTsotra kely ny fomba fikolokoloana tarehy amin’ny alalan’ireo akora natoraly toy ny voankazo sy legioma. Ireto aroso anao ireto izao dia akora natoraly telo karazana,
Hamaky ny tohiny
16-nov-2020
Efa manomboka miakatra izao ny litchis . Tsara foana ny mahafantatra ny soa azo avy aminy sy ny zavatra ho entiny amin’ny vatana, ahafahana migoka ireo tombontsoa entiny.
Hamaky ny tohiny
16-nov-2020
Matoa ianao tsy tafasaraka aminy dia tsy resy lahatra tanteraka ianao izany fa tena mila misaraka aminy.
Hamaky ny tohiny
16-nov-2020
Akora ilaina • Ronono mandry mamy 180g • “Caramel” 100g • Lafarinina 35g • Mananasy • Atody 4
Hamaky ny tohiny
16-nov-2020
Paipaika tsy dia fandre firy ireto hatolotra anao ireto kanefa mety hanampy anao hihena tokoa. Mihinana papay
Hamaky ny tohiny
16-nov-2020
Bien qu'à première vue, la palette d'été semble se composer en grande partie de bleus et de roses, il existe une gamme si vaste de ces couleurs qu'elles pourraient tout aussi bien être totalement différentes, du rose pastel à la prune la plus douce, bleu poudre jusqu'à l'indigo le plus profond.
Hamaky ny tohiny
16-nov-2020
Eto ambonin’ity tany ity dia misy olona iray mitovy be na mitovitovy endrika amintsika tsirairay io.
Hamaky ny tohiny
16-nov-2020
Azo ambara ho aretina mety mahazo ny olon-drehetra ny sery. Isan’ny aretina tsotra indrindra izy, raha ao anatin’ny fitsaboana no jerena, kanefa mety hiitatra sy hankarary be ihany koa.
Hamaky ny tohiny
16-nov-2020
1. Lot de 4 bocaux "LOVE" en verre: Pratiques et esthétiques! Pour en faire de photophores; de rangement d'objets utile; de vase ; ou juste de la décoration. – Page Facebook « Tenderness Collection » Contact : 034 52 076 51
Hamaky ny tohiny
16-nov-2020
Tsy voatery ho ny fanaovana akanjo fohy sy manintona foana no mitarika ny fanolanana hoy ny Mpitandrina FJKM, ramatoa Trimozafy Dynat.
Hamaky ny tohiny
16-nov-2020
Tontosa ny Asabotsy 14 Novambra lasa teo ny fanolorana mari-pankasitrahana ho azy 7 mianadahy nisolo tena an'i Madagasikara, niatrika ny lalao iraisam-pirenena robotika «First Global Challenge » U18.
Hamaky ny tohiny
16-nov-2020
Kaominina ambonivohitr'i Tsiroanomandidy no fahaefatra amin'ireo 50 eto Madagasikara nahazo ny "Hotspot" na "wifi" maimaim-poana sy " Smart village"
Hamaky ny tohiny
16-nov-2020
Araka ny tatitra nataon'ny Profesora Vololontiana Hanta Marie Danielle ny sabotsy 14 novambra teo dia nahatratra 87 ny trangana Coronavirus vaovao hita tamin'ny herinandro teo,
Hamaky ny tohiny
16-nov-2020
Polisy monisipaly iray no naratra sy voakasi-tanana nandritra ny fandaminana ireo mpivarotra amoron-dalana teo Analakely teny amin'ny manodidina ny Tripolitsa,
Hamaky ny tohiny
16-nov-2020
Afaka fanadinana bakalorea soa aman-tsara teo i Laetitia Razafindrazaka, ilay tovovavy kely vao 13 taona, izay anisan'ny zandriny indrindra tamin'ireo mpiadina ity fanadinana ity manerana ny Nosy. Nahazo ny mention Assez Bien izy tamin'izao fahazoany ity mari-pahaizana ity izao.
Hamaky ny tohiny
16-nov-2020
Ramatoa Avisoa LEMENA IMBIKI no vahin'ny gazety Jejoo amin'ity anio ity. Vehivavy mpandraharaha ny tenany ary manana ny orinasany izay misandrahaka amin'ny tontolon'ny lamaody sy ny fampihaingoana ati-trano.
Hamaky ny tohiny
16-nov-2020