11-nov-2020
Mirongatra izay tsy izy ary saika ho isan’andro mihitsy ny trangana fanolanana zaza tsy ampy taona na eto an-drenivohitra na any amin’ny faritra. Ny atoandron'ny alatsinainy 9 Novambra teo, zazavavy kely 11 taona indray no naolan'ny lehilahy 35 taona tao Ambodiakondro,
Hamaky ny tohinyAkora ilaina : –Chou-fleur 1 – Brocoli 1 – Menaka oliva 1 sf – Tongolo gasy voatetika 1 sf – Tongolobe 1 voatetika madinika – Ronono amandy tsy mamy 65 santilitatra (tsena lehibe) – Fraomazy voakiky 50g – Sira ¼ sk – Dipoavatra
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Rehefa mitombo ny taona dia mitombo tsikelikely ihany koa ny kentrona eo amin’ny tarehy. Maro be ny antony mahatonga ireo, ary matetika no efa entina aminao eto izy ireo. Manodidina ny 30 taona eo nefa matetika dia efa ilàna fanosorana krema amin’izay ny hodi-tava mba tsy hampiroraka sy hampihenjana azy.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Miditra amin’ny vanim-potoana fahavokaran’ny manga isika. Ankoatra ireo vokatsoa azo amin’ny fihinanana azy dia isan’ny manampy be amin’ny fanaovana “bronzage”
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
« Bjr Dr, vao nodidiana tamin’ny homamiadana nahazo azy ny Reniko, 45 taona. Azo antoka ve fa efa sitrana tanteraka izy ary tsy hiverina intsony ilay aretiny ? » Caline, 28 taona.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Tsy mba manaiky izany mihitsy mantsy izy hoe mba hanaraka azy aho indraindray. Lasa saropiaro aho ka liana te hamantatra an’izay tena ataony any sao mampirafy izy.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Efa ao anatin’ny fanomanana tanteraka ny ekipantsika Barea amin’izao fotoana satria efa tonga ny alatsinainy alina daholo ireo mpilalao izay nandeha tamin’ny sidina niainga tao Parisy.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Si vous êtes à la recherche d’un endroit chaleureux, calme et cozy en centre ville, L’Hôtel La Maison Lovasoa est l’endroit rêvé pour vous. Il se situe à Ambohijatovo, à quelques mètres de la station Jovenna.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
1. Choucou foulard – 6.000Ar –Immeuble Tia Shop Tsaralalana- Magasin safidy box 3.3 2eme étage – Contact: 033 79 655 39,033 79 655 42
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Tsy mitovy ny fomba fanabeazana aizana sahaza ny vehivavy rehetra. Miankina amin’ny taona sy ny fiainam-pananahany izany, na dia mitovy ihany aza ny tanjona, dia ny fisorohana ny vohoka tsy niriana sy ny aretina azo avy amin’ny firaisana ara-nofo.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Mitohy hatrany ny fametrahana vahaolana maharitra enti-miady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo any amin’ny faritra Atsimo. Anisan’izany ny fitahirizana sy ny fanodinana mangahazo ho « gari » na koba.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Tobim-pahasalamana miisa 15 eto an-drenivohitra no nahazo fampitaovana ao anatin’ny hetsika fanampiana ho an’ny tobim-pahasalamana.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Mitohy hatrany ny fanohanana entin’ny PAM na ny « Programme Alimentaire Mondial » manoloana ny kere sy ny fahantrana lalina any amin’ny faritra Atsimon’ny Nosy.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Mikarakara hetsika izay nampitondrainy ny anarana hoe « vente aux enchères solidaires » ny fikambanana Zazakely Sambatra ny 13 hatramin’ny 20 novambra izao.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Tontosa omaly talata ny fanaovan-tsonia ny fifanaraham-piarahamiasa eo amin'ny Minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jeneraly RAKOTONIRINA Richard sy ny Minisitry ny Fampianarana Tekinika ary ny Fanofanana Arak'Asa, Andriamatoa TSIKEL'IANKINA Ernest.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Nitohy tany amin’ny faritra Diana ny fanatanterahana ilay atrikasa fanavaozana ny drafi-paritra iatrehana ny hamehana sy ny loza vojanahary izay notarihin’ny ekipan’i BNGRC ary niarahany tamin’ireo ekipan’i Tetikasa Miaro avy ao ami’ny Distrikan’Ambilobe sy ao amin’ny faritra Diana.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Efitrano fianarana 3 ihany no nisy tao amin’ny EPP Ambatobe teo aloha. Voatery nozaraina roa ireo mpianatra 320 voasoratra tao amin’ity Sekoly ity ka tsy maintsy mifandimby mianatra ny maraina sy ny hariva izy ireo.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Nanao fanambarana ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena fa diso tanteraka ny vaovao niely fa tolotra fanampiana ny mpianatry ny sekolim-panjakana, ireo kahie misy kajy diso avy ao ambadika.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Tsy diso anjara amin’ny fahazoana ny « village orange » ny any amin’ny distrikan’Ambatondrazaka. Notokanana ny faran’ny herinandro teo ny village orange faha-27 napetraka any an-toerana izany natao indrindra hanampiana ireo mponina amin’ny fiainana andavanandro ho an’ireo faritra somary mitoka-monina.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Efa nigadona teto Madagasikara omaly, tokony ho tamin’ny 2 ora sasany tolakandro, i Nomcebo Zikobe, ilay mpanakanto afrikanina mpihira ilay hira malaza hoe : “Jerosalema”.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Efa azo jifaina amin’izay ny hen’omby ao Mananjary satria tapitra ny fitokonana nataon’ireo mpivaron-kena, rehefa avy nifampiresaka tamin’ireo tompon’andraikitra ao an-toerana. Raha tsiahivina ny zava-nitranga, dia nisy “arrêté ministeriel”
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Zokiolona iray, mipetraka any Antsirabe, no lasibatr’ireo mpisoloky, rehefa naka « pension » na fisotroan-dronono. Raha ny fitantaran’ireo nanatri-maso dia nisy tovolahy iray nanatona azy, nilaza ny te-hanampy azy, amin’ny famenoana ny taratasy hangalana ilay “pension”.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Niova ny solontena maharitry ny firenena mikambana eto Madagasikara. Ramatoa Natasha Van Rijn no voatendry hisahana io andraikitra io eto amintsika manomboka izao. Tera-tany aostralianina ramatoa Natasha Van Rijn.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Hotanterahina ny 23 ka hatramin’ny 25 Novambra ho avy izao ilay « Salon de l’étudiant et de l’emploi » andiany faharoa karakarain’ny Maison de la communication des universités etsy amin’ny zaridainan’Anosy.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020
Mpiasan’ny fahasalamana miisa 1000 no nampiofanin’ny tetikasa IMPACT an’ny USAID manokana amin’ny fampiasana fitaovana fiarovana manokana na ny EPI.
Hamaky ny tohiny
11-nov-2020