10-nov-2020
Mampiady mpivady ny resa-bola raha vao tsy mirindra araka ny mangarahara sy ifandrimbonan’ny roa tonta. Na iray na roa mantsy no miasa ao an-tokantrano dia ilaina foana io mangarahara io raha vao vola no resaka.
Hamaky ny tohinyMandravaka ny laingon-tava ny « blush » na ny « fards joues ». Rehefa tena hainao ny manosotra azy io, dia mihiratra be ny endrikao iray manontolo ary mivoaka ny hatsaran’ny endrika…
Hamaky ny tohiny
10-nov-2020
firy andro ao aloha ana aorian’ny fahatongavan’ny fotoana kay no afaka manao firaisana ara-nofo raha tsy te ho bevohoka. Tsy mampiasa fiarovana intsony ve ?
Hamaky ny tohiny
10-nov-2020
Miankina amin’ny fahavitan’ny vatana manadio sy mamotika ireo poizina tafiditra ao anatiny ny fahasalaman’ny olona tsirairay.
Hamaky ny tohiny
10-nov-2020
Raha somary misimisy tavy ny tapany ambony amin’ny vatanao dia mety aminao tsara ireto fampihetseham-batana ireto satria mampihena manokana io faritra io.
Hamaky ny tohiny
10-nov-2020
Tsy voatery hiteny mafy na hikitakita lava vao afaka mampita hafatra amin’ny zaza.
Hamaky ny tohiny
10-nov-2020
Akora ilaina · Kabaro 2kp – 3.000Ar · Henan-kisoa ½ kg – 7.000Ar · Tongolo maitso sy voatabia – 500Ar
Hamaky ny tohiny
10-nov-2020
Avec la grossesse en cours, nous avons parfois du mal à gérer notre garde robe, à choisir les bonnes pièces. Parfois on se trouve moche à ne plus vouloir sortir de la maison. Sachez que le terme « less is more » est plus que valable quand nous sommes enceintes.
Hamaky ny tohiny
10-nov-2020
Manana tranon-tantely maro be i Beyoncé ao aminy ary mamokatra tantely mihitsy aza ity mpanakanto ity. Isan’ny fialam-boly sy zavatra ataony tsy mbola noresahiny mihitsy izany fiompiana tantely izany, mialoha ny resadresaka niarahany tamin’ilay gazety boky Vogue UK”.
Hamaky ny tohiny
10-nov-2020
Tsy voatery ho hatao, fa miankina amin’ny safidin’ny ray aman-dreny izay miteraka vavikely ihany ny hoe : ho lavahana ve ny sofin’ilay zaza na tsia. Isan’ireo afaka manatanteraka izany ny etsy amin’ny Pavillon Sainte Fleur Ampefiloha.
Hamaky ny tohiny
10-nov-2020
Zava-dehibe mihitsy, ho an’ny mpivady, ny silipo. Azo entina hanairana ny vady mantsy io akanjo kely io.
Hamaky ny tohiny
10-nov-2020
1. Sac GM en série - simili cuir - Page Facebook « Maximode » - Contact : 034 64 420 47
Hamaky ny tohiny
10-nov-2020