tia tanindrazana

Parution du Lundi, 25 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 05-nov-2020

Star

Mr Sayda Manana kiraro 200 isa

05-nov-2020

Mpanakanto manana talenta maro i Andrianifahanana Razafintsalama Miandravola Rojotiana na i Misie Sayda amin’ny anarana maha-mpanakanto azy.

Hamaky ny tohiny
Card image cap
Hoditra main’ny masoandro, atao ahoana?

Aza iodivirana mihitsy ny akora miaro amin’ny masoandro rehefa migaingaina tahaka izao ny andro. Mila arovana amin’ny taratry ny masoandro foana mantsy ny hoditra. Raha toa anefa ka sendra main’ny masoandro ihany dia misy ny akora natoraly azo hanalefahana izany.

Beauté

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
Volo makiana loatra … ronono ampiasaina !

Toy ny menaka dia afaka atao tsara ny mampiasa ny vovoka amande douce hikolokoloana ny volo amin’ny fomba natoraly ary ampiarahana amin’ny ronono. Maska iray afaka atao aminy ity, mety tsara amin’ny fikolokoloana ny volo makiana.

Coiffure

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
Nanana olon-tiana aho taloha fa efa nisaraka izahay.

Efa te hiaraka amin’olon-kafa indray aho nefa tsy hitako izay safidiana. Misy 4 amin’izao no te hiaraka amiko, mitovitovy toetra daholo. Mba mila torohevitra.

Conseils

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
Sorbet amin’ny manga

Akora ilaina · Manga 1kg · Voasarimakirana · Siramamy 250g · Rano 25sl

Sakafo

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
Meghan Markle: nandika ny lalàna ao an-dapa amin’ny tsy fahazoana mifidy

Voalohany teo amin’ny tantara ao amin’ny fianakavian’ny mpanjaka ao Londres ny fisian’ny olona iray ao anaty fianakaviana nandeha nifidy.

People

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
Te hihena 5kg vetivety… “Regime yaourt” atao!

Régime hatao ao anaty fotoana fohy kanefa mahavery lanja betsaka ihany ity hatolotra anao ity. Mifototra amin’ny yaourt izy ity.

Regime

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
Fanabeazana aizana : Maninona no misy tsy mety hanao?

Mirongatra izao ny vohoka tsy iriana, betsaka ny olona no manary zaza etsy sy eroa. Ny olana anefa, rehefa tena dinihina, dia ny tsy fanaovan’ilay reny fanabeazana aizana no mhatonga izany. Inona marina no sakana an’izy io? Hoy ny dokotera.

Santé

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
Fomba fihinanana kôkô, mahasalama…

Ny ranona kôkô voajanahary dia azo sotroina avy hatrany. Ny nofony kosa dia azo potehina sy karakaraina, tahaka ny fanamboarana ranom-boankazo.

Taiza vatana

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
Valisoa, 15 taona Naolan’ny « patron »-any dia bevohoka

Ankizivavikely vao 15 taona, antsoina hoe : Valisoa, no bevohokan’ny « patron »-any, rehefa naolan’ity farany.

Actualités

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
Kaominina Ambodiampana Hovitaina haingana ny « Logement »-n’ny zandarmaria

Nitsidika ny fanorenana ny « logement »-n’ny zandarmaria ao amin'ny kaominina Ambodiampana ny governoran’ny Faritra Analanjirofo.

Actualités

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
Andranomena Andapa Tratra ireo jiolahy mpamaky trano

Nampitaraina ny mponina ao Andranomena Andapa ny fisian'ny vaky trano, ka tonga nitaraina tany amin'ny kaomisaria ny mponina.

Actualités

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
KARAMAN’N MPIASAN’NY CNAPMAD Efa jeren’ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena

Efa eo am-pamahana ny olana sedrain’ireo mpiasa eo anivon’ny Cnapmad nanonta ny laza adina CEPE sy BEPC ny Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena amin’izao.

Actualités

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
Toamasina Miara-mientana tsy hiverenan’ny Covid-19 intsony

Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly alarobia ny tetikasa " Fandriaka " andiany faharoa izay notarihin'ny goverinoran'ny faritra Atsinanana, tohanan’ ny UNICEF.

Actualités

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
Mandritsara Vono olona, niafara tamin’ny valy faty

Tebiteby sy korontana no niainan’ny mponina tao Mandritsara omaly alarobia. Araka ny vaovao azo dia nisehoana vono olona mahatsiravina tao amin'ny tananan'Ambalavelona Kianga,

Actualités

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
TOERAM-PIOFANANA TEKNIKA Tsy handoavam-bola intsony manomboka izao

Tsy misy handoavam-bola intsony ireo ivon-toeram-piofanana teknika manerana ny Nosy manomboka izao. Ny mba hahafahana manamaivana ny fahasahiranan’ny Ray aman-dReny no tanjona, indrindra taorian’ny krizy ara-pahasalamana nateraky ny fiparitahan’ny valan’aretina COVID 19 teto amintsika.

Actualités

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
Fanapariahana laza adina sandoka Mangataka « session spéciale" ireo ankizy voarohirohy

Mangataka amin’ny fitondrana foibe ny mba hanaovana fanadinana bakalorea « session spéciale » ireo ankizy telo voarohirohy tamin’ny fanapariahana laza adina sandoka tany amin’ny faritr’Antalaha.

Actualités

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
Mahajanga Manomboka ny fizarana ny "kits scolaires"

Toy ireo faritra hafa dia anisan’ny nisitraka ny "kits scolaires" avy amin’ny fitondram-panjakana ny fari-piadidiam-pampianarana ao Mahajanga.

Actualités

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
«Salon » momba ny Fizahantany anatiny Ny 12 hatramin’ny 14 Novamba izao

Ho famaliana ny hetahetan’ireo mpisehatra amin’ny « secteur privé » dia hisy ny « salon » natokana ho an’ny fizahantany nasionaly izay ho karakarain’ny Ministeran’ny Fitaterana, ny Fizahantany ary ny Famantarana ny toetr’andro sy ny ONTM.

Actualités

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
MPANJAKA RABARIOELINA Tsy satro-boninahitr’i Ranavalona III ilay ho avy

Anio amin’ny 08 ora sy sasany maraina no higadona eto an-tanindrazana ilay satro-boninahitry ny mpanjaka Ranavalona III rehefa notazonin’i Frantsay tany amin’izy ireo an-taonany maro.

Ado

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020

Card image cap
E-Talk Nizara traikefa sy torohevitra mahasoa i Tahina Razafinjoelina

Tahina Razafinjoelina no nivahiny tao amin’ilay fandaharana E-talk izay karakarain’ny masoivohom-pirenena amerikanina ho an’ny omaly.

Actualités

Hamaky ny tohiny
05-nov-2020