tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 03-nov-2020

Actualités

Tifania, 7 taona…maty voaolana Aretin’andoha sy kibo no nampitaraina azy

03-nov-2020

Ny alin’ny alahady hifoha omaly alatsinainy no nindaosin’ny fahafatesana i Tifania, ilay zazavavikely 7 taona monina eny Anosibe izay niharan’ny fanolanana niverimberina sy efa naharitra.

Hamaky ny tohiny
Card image cap
Manadio tarehy, arakaraky ny hodi-tava

Miantoka ny fahasalaman’ny hodi-tava ny fampiasana ny “démaquillant”, noho izy manadio sy miaro azy.

Beauté

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
Nanao firaisana ara-nofo tamin’ny olon-tiako aho.

Taorian’izay dia lasa narary valahana foana isan’andro nefa taloha tsy nanao izany. Marihiko fa 2 na 3 andro talohan’io ny ‘’14eme jour‘’-ko fa tsy nalefa tany akory ny tsirinaina.

Conseils

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
Sohika, tosi- drà, diabeta… Ireo « jus » manasitrana azy!

Fantaro ireo zava-pisotro natoraly mitondra voka-tsoa ho an’ny fahasalamanao. Totoina miaraka amin’ny mixeur fotsiny izy ireo

Diététique

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
Manatsara sy mampiakatra ny nono

Tsy misy hozatra tokoa ny nono saingy azo hatao ny manamafy ny hozatra manodidina azy izay mihazona azy tsy hirokaka sady hampiakatra azy koa. Hanampy anao amin’izany ireto :

Forme

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
Ketrika.com : ireo antony hisafidianana azy amin’ireo tsena “en ligne” hafa

Tato anatin’ny taona vitsy izay dia tsapa fa manamora kokoa ny fiainana ny fisian’ny famarotana entana amin’ny alalan’ny aterineto.

Actualités

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
Manadio ny sofin’ny zazakely

Faritra iray anisan’ny saro-pady amin’ny vatan’ny zazakely ny sofiny. Toy ny maso sy ny foitra dia tsy tokony hatao ambanin-javatra ny fahadiovan’izy io.

Maman

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
Alarobia : Epinara sy henan-kisoa – 8.500Ar

Akora ilaina Epinara – 2.000Ar Henan-kisoa ½ kg – 6.000Ar

Menu

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
Adopter la chemise pour un look passe-partout

Des looks faciles et efficaces ? On peut en fabriquer avec nos chemises. Des looks qui nous représentent et qui nous donnent une certaine confiance en soi, ainsi qu’un réel confort. Avec les chemises,

Mode

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
Céline Dion : 5.000 mahery ny kirarony

Ny ankamaroan’ny vehivavy dia manana kiraro mihoatra ny 5, raha kely indrindra. Ho an’ireo tena mankafy kiraro dia misy manana efitrano iray, na roa na telo natokana ho an’izany fotsiny. Tsy any am-pitan-dranomasina ihany fa eto amintsika koa. Ho an’ireo olo-malaza any am-pita dia misy manao azy itony ho harena sarobidy mihitsy.

People

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
Fampandroana zaza …ireo tsara ho fantatra !

Zava-dehibe mihitsy ny fahadiovan’ny zazakely. Raha tiana ho salama ny zaza, dia aza adinoina mihitsy ny mampandro azy. Ireto ny tsara ho fantatra sy ny torohevitra momba io fampandroana zaza io.

Famille

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
«Position » mampatsiro ny firaisana ara-nofo !

Tsy mitsaha-mandroso ny fomba hahatakarana ny fahafinaretana faratampony, momba ny firaisana ara-nofo. Efa misy izao ny fipetraka firaisana vaovao, sy hiaka farany, hahafahana tonga amin’ny faratampony. “Aigle déployé” no anarany.

Sexo

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
Shopping « Pêle-mêle »

1. Tasse imprimé - 10.000Ar – Page Facebook « Chris’Art Mada » – Contact : 034 76 104 08 2. Plateau – 8.000Ar - Page Facebook « Chris’Art Mada » – Contact : 034 76 104 08

Shopping

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
ADY AMIN’NY DORO TANETY Hamboly hazo 100.000 fototra ny Telma hatramin’ny faran’ny taona

Handray anjara amin’ny ady amin’ny doro tanety izay mandripaka ny ala sy ireo zava-manan’aina eto amintsika ny orinasam-pifandraisana Telma.

Actualités

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
Tetikasa PASAN-Sahaza : niverina ny fampiofanana ireo mpampiofana

Niverina indray ny fampiofanana ireo mpampiofana tanterahina eo anivon’ny tetikasa PASAN-SAHAZA (Projet d’Amélioration pour la Sécurité Alimentaire et la Nutrition) rehefa nitsahatra noho ny fihibohana nisy teto amintsika.

Actualités

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo any Atsimo Natomboka omaly ny tetikasa « Mahakama Ho An'Ny Atsimo »

Natomboka sy nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly alatsinainy ny tetikasa “Mahakama Ho An'Ny Atsimo”. Hetsika tolo-tanana hanampiana ireo havantsika iharan'ny kere any amin'ny faritra Atsimon'i Madagasikara izy io.

Sakafo

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
Akoor’Digue Manomana kilalao maro ho an’ny faran’ny taona

Manomana kilalao maro, ho famalifaliana ny fianakaviana malagasy ny Akoor’digue, amin’ity faran’ny taona ity. Hiaraha-mahalala moa ny fihibohana teo izay tsy nahafahan’ny ankabeazan’ny olona nivoaka ny trano nifaly.

Actualités

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
« Alzheimer Masoandro Mody » Nahazo vola 700.000 Ariary, ho an’ny «atelier couture »

Notoloran’ny klioba « Ladies Circles Madagascar » vola mitentina 700.000 Ariary ny fikambanana « Alzheimer Masoandro Mody ».

Santé

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
Kere any Androy Nanampy ny Minisiteran’ny Asam-panjakana

Mifandrimbona midina ifotony mijery ny zava-misy sy mitondra fanampiana any amin'ny Faritra Atsimon’ny Nosy izay tena hianjadian’ny tsy fanjarian-tsakafo ireo Minisitra isan-tsokajiny amin’izao fotoana.

Sakafo

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
Laza adina Baka niparitaka Afaka madiodio ilay mpampianatra sy ny mpianany 3

Nivoaka omaly alatsinainy 02 Novambra 2020 ny didy mahakasika ny fitoriana momba ny fiparitahana laza adina Bakalorea sandoka ka nampidirana am-ponja vonjimaika ny mpampianatra iray sy ny mpianany telo, talohan’ny fanadinana bakalorea teo.

Actualités

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
KERE ANY ATSIMO Olona miisa 27.000 ireo tena marefo

Olona miisa 1.620.000 farafahakeliny no tratry ny tsy fanjarian-tsakafo any amin’ny faritra atsimon’ny Nosy amin’izao.

Sosialy

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020

Card image cap
ARIVONIMAMO Hahazo orinasa mpanodina voatabia

Hahazo orinasa kely mpanodina voatabia havadika ho lasa ketchup ny any amin’ny distrikan’Arivonimamo.

Actualités

Hamaky ny tohiny
03-nov-2020