tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 30-oct-2020

Conseils

Roa taona izao no niarahako tamin’ny olon-tiako.

30-oct-2020

Silamo anefa izy ary izaho kristianina, ka mametraka olana be amin’ny fianakaviako izany. Inona no tokony ataoko?

Hamaky ny tohiny
Card image cap
Manao « bronzage » amin’ny menaka voanio

Maro amintsika vehivavy no tia mikolokolo vatana ao an-trano ary amin’ny fomba natoraly tanteraka.

Astuces

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
Tarehy reraka…Azo arenina ao anatin’ny 20mn!

Raha vao vizana, na tsy dia ampy tory tsara dia hita avy hatrany eny amin’ny tarehy ny vokatr’izany. Raha hamonjy lanonana na hifanao fotoana amin’ny olon-tiana indray, kanefa sendra izany, dia hanavotra anao ireto paipaika ireto :

Beauté

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
Zavatra 7 tokony hananan’ny lehilahy

Misy ireto zavatra 7 ireto tokony hananan’ny lehilahy eny aminy isaky ny mandeha mivoaka izy. Inona avy izy ireo ary inona ny antony? Hazavainay aminao :

Conseils

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
« Tortillas à la mexicaine »

Akora ilaina (ho an’olona 6) · Fonona “nem” 12 · Toton-kena 600g · Saosisy “chorizo” 200g · Oliva mainty efa nesorina ny voany 12 isa · Ron-kena 10sl · Crème fraiche matevina 120g · Kotomila efa notetehina manify (hanaingoana azy) · Menaka 1 sk · Saosy voatabia nasiana sakay · “Guacamole” · Sira sy dipoavatra

Sakafo

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
Akon’ny « salon de la fête et de l’apéro » …an-tsary

Natomboka omaly, ary haharitra 3 andro, hatramin’ny sabotsy ho avy izao, ny “salon de la fête et de l’apéro”. Isan’ny tena niavaka tamin’ityhetsika ity ny fampirantiana ireo vokatra izay vita malagasy, ny 80%-ny. Haingo na « décoration »

Actualités

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
Haingon-trano avy amin’ny akora tsy ilaina intsony…

An’ny Jully Créa Orinasa iray misehatra amin’ny asa tanana vita avy amin’ireo akora natoraly ny « Jully Créa ».

portrait

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
“Capucine” atao salady : Manasitrana fery any anaty

Karazam-boninkazo hita eto amintsika ny « capucine » na kapisily, hoy ny fiantsontsika malagasy azy.

Santé

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
Fisakafo, misoroka aretin’ny voa !

Fihetsika iray tokony hataon’ny olon-drehetra ny misotro rano mba hitandroana ny fahasalaman’ny voa.

Taiza vatana

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
« HANTES » Une nouvelle série thriller débarque sur les chaînes CANAL+ !

En prévision de la fête d’halloween, la première série africaine alliant paranormal et thriller fantastique produit par le studio CANAL+ ORIGINAL intitulé « HANTÉS » arrive le 02 Novembre prochain sur CANAL+ tous les lundis à 19 h 30.

Actualités

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
FESTIVAL DES JARDINS Hisy fampianarana ny tanora momba ny “écosysteme”

Notanterahina nanomboka omaly etsy amin’ny Alliance Francaise Andavamamba ilay hetsika “Festival des jardins” andiany faharoa karakarain’izy ireo,

Actualités

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
Horonantsary “Haingosoa”: ho alefa voalohany eto Madagasikara ny 6 novambra izao

Horonantsary novokarin’i Edouard Joubeaud i « Haingosoa ». Raha fintinina dia miresaka ny tantaran’ilay tovovavy antsoina hoe Haingosoa, efa niteraka an’i Marina, zanany vavikely ary monina any Toliara izy ity.

Actualités

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
PARAMED Mitaky ny tambin-karaman’izy tsy voaloa

Efa nivoaka tanteraka tao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana isika. Efa voafehy amin’ny ampahany ihany koa ny valan’aretina COVID 19 hoy Ralibera Jerisoa, filoha nasionalin’ny sendikan’ny Paramed eto Madagasikara.

Coronavirus

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
FIANARANTSOA Mpirahavavy niara-maty, ahiana ho Pesta

Mpirahavavy iraitampo nonina tao amin’ny Fokontany Ampisaonana, distrikan’i Vohibato

Santé

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
Arcade Analakely nihotsaka Olona 4 naratra mafy

Olona miisa 4 no naratra mafy omaly, vokatry ny fihotsahana izay niseho tampoka teny amin’ny Arcade Analakely. Nihotsaka tampoka mantsy, ny rihana amin’ireo ampahan-trano izay asiam-panavaozana eny an-toerana, amin’iny ilany andrefana izay nisy ny CMDELAC iny.

Actualités

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
BAREA VS COTE D’IVOIRE Maniry ny hanemorana ny lalao i Nicolas Dupuis

Manoloana ny fanambarana nataon’ny filoham-pirenena Frantsay ny alarobia teo, ny amin’ny fiverenan’i Frantsa amin’ny fihibohana indray noho ny firongatry ny valan’aretina Covid-19

Actualités

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
Ady amin’ny kere any Atsimo Vonona ny BNGRC

Maromaro ireo fanampiana ho avy any atsimo ato ho ato na avy amin’ny mpiara- miombon'antoka na avy amin’ny fitondram-panjakana amin’ny alalan'ny BNGRC.

Sosialy

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
FIANARANA MANAO VOLO, MAQUILLAGE, … Ho avy ao Mahajanga ny Charm’Elle Formation

Taorian’ny fangatahana maro be izay nataon’ireo mponina any amin’ny ilany andrefan’ny Nosy iny dia fantatra izao fa hanao fampianarana manokana ho an’ny mponina ao Mahajanga ny ekipan’ny Charm’Elle Formation.

Coiffure

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
Fonjan’i Farafangana vaky Tratra i Zemela, anisan’ireo nitsoaka

Voasambotry ny zandary avy ao amin'ny Tobin-jana-paritry ny zandarimariam-pirenena ao Etrotroky,

Actualités

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
Fampandriana fahalemana Hamafisina ny hetsika “papango”

Ho fanohizana ny ezaka fiarovana ny vahoaka sy ny fananany eto Antananarivo-renivohitra, dia nandray andraikitra ny teo anivon'ny "Etat-Major Mixte Opérationnel" na ny EMMO,

Actualités

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
Fanatsarana ny tontolon’ny fitsarana Voasokajy ireo asa, voafaritra ny andraikitra

Hifarana androany ao amin’ny Ermitage Mantasoa ny atrikasa notontosaina nandritra ny hateloana ho fanasokajiana ireo asa sy ny famaritana tsirairay ireo andraikitra eo anivon’ny Ministeran’ny Fitsarana.

Actualités

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
Minisiteran’ny Toekarena sy Sekoly ambony Hiara-kiasa, hanohana ny mpianatra mizatra asa

Tontosa ny alarobia teo ny fanaovan-tsonia voalohany mikasika ny fifanarahan’ny Minisiteran’ny Toe-karena sy Fitantanam-bola sy ireo toeram-pianarana ambony mba ho fisokafan’ity Minisitera ity

Actualités

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
Ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo Mitohy ny fitsirihina ao Tsihombe

Mitohy hatrany ny hetsika fanampiana ireo olona sy ankizy tratry ny tsy fanjarian-tsakafo, ao amin’ny kaominina Tsihombe.

Sosialy

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020

Card image cap
MUSEE de la PHOTOGRAPHIE Nahazo ny « Travellers Choice 2020 »

Nahazo ny amboara « Travellers Choice 2020 » ao amin’ny Tripadvisor ny Mozea fitahirizan-tsary tantaran’i Madagasikara na ny Musée de la Photographie de Madagascar eny Andohalo

Actualités

Hamaky ny tohiny
30-oct-2020