tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 28-oct-2020

Beauté

Maska manga…500Ar dia manja sy tsara volo

28-oct-2020

Karazana maska natoraly 6 raha kely indrindra no azo atao amin’ny manga, mba hahamanja anao.

Hamaky ny tohiny
Card image cap
“Fromage fondu”, amboarina ao an-trano

kora ilaina · Ronono 1,5 litatra · Ranom-boasarimakirana 3 sf · Vovo-dronono 30 g · Dibera 50 g · Sira 2 tsongo · Ranony avy nanafihazana ny ronono 2 sf

Astuces

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
“Jus” frezy sy betiravy…ho an’ny tsy ampy “fer”!

Ankoatra ny épinard dia legioma iray tena ahitana fer betsaka ihany koa ny betiravy. Afaka andrahoana izy ireny ary azoh atao zava-pisotro toy ity entina aminao anio ity.

Boisson

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
Tokony hatao tanjona ve ny fanambadiana sa lalam-piainana ihany ?

Vonjy Razafitsifa : Ny ahy aloha tsy tanjoko ilay izy fa lalam-piainana. Tahaka ny hoe :te ho any Tamatave aho dia tsy maintsy mandalo an’i Moramanga. Misy kosa vehivavy manana « destination » hafa dia làlana tsy misy fanambadiana no alehany, tahaka ny masera ohatra.

Femme

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
Nisaraka izaho sy ilay olon-tiako, satria nilaza izy fa tsy afaka ny hiteraka amiko, noho ny olany manokana.

Izy anefa tia ahy. Efa miaraka amin’olon-kafa aho izao, nefa tsy mety adinoko izy io. Izaho koa anefa te hiteraka. Inona no ataoko ?

Conseils

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
Misotro rano mafana : Tena mamono Covid-19 ve?

Mbola misy ny Covid-19. Tamin’ny alahady teo ohatra dia 158 ireo voa vaovao ary 6 ireo nodimandry.

Conseils

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
Tokony hamela azy foana ve raha mampirafy izy ?

Toky Rathia, coiffeur visagiste – maquilleur professionnel : Amiko manokana dia tsy misy ny olona tonga lafatra.

Coin homme

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
TANORA WIM MADA Mampiavaka ny vehivavy ny rallye

Ireo tanora ao anatin’ny WIM Mada na ny Women In Motorsport eto Madagasikara indray no entina aminao anio.

Actualités

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
Ireo tsiambaratelo 5 an’i Melania Trump

Nankalaza ny faha 48 taonany tamin’ny alakamisy lasa teo i Mélania Trump, vadin’ny filoham-pirenena amerikanina Donald Trump.

People

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
Shopping « vita Malagasy »

1. Sac en raphia et cuir– Page Facebook Vakanà Design - Contact : 032 43 695 83 2. Sac en raphia noir avec fermoir en boucle - Page Facebook Vakanà Design - Contact : 032 43 695 83

Shopping

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
Ronono + tantely : Mampitombo hery fiarovana

Ankoatra ny fampitoniana ny aretin-tenda sy ny ady amin’ny tsy fahitana torimaso dia manatsara ny fahasalamana ihany koa ny ronono hampiarahina amin’ny tantely. Jereo anie ireto vokatsoa entiny ireto e!

Taiza vatana

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
EPP ANTANIMBARINANDRIANA Nomena “kits scolaires” sy aron’akanjo ny mpianatra

Toy ny sekolim-panjakana rehetra manerana ny Nosy dia niverina an-tsekoly nanomboka ny Alatsinainy 26 Oktobra ihany koa ireo mpianatra miisa 822 manovo fahalalana eo anivon’ny EPP Antanimbarinandriana,

Actualités

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
Hetsika Otitsara: hanentana ny Lisea Arivonimamo mahakasika ny fiainam-pananahana

Misy ny atrikasa izay ho tanterahin’ny Hetsika Otitsara na Orimbaton’ny tontolo iainana TsaraRindra ho an’ireo ankizy mpianatra ao amin’ny Lisea Arivonimamo.

Santé

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
NAOTY TAMIN’NY BACC Ny taranja Malagasy no tsy nahitana olana firy

Efa ao anatin’ny fitsarana ny taratasim-panadinana Bakalorea tanteraka ireo mpampianatra mandray an-tanana izany ankehitriny. Raha araka ny fanadihadiana natao dia ny taranja Malagasy no tsy nahitana olana firy.

Actualités

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
FILAHARAN-DRANO ENY IVATO Manomboka amin’ny 12 ora alina

Tena mijaly rano fisotro madio ny mponina eny Ivato na dia izy aza no vavahadin’Antananarivo mifandray amin’ireo tanana manodidina. Mifoha amin’ny 12 ora alina isan’andro mantsy ny mponina mandeha milaha-drano eny amin’ny paompy.

Sosialy

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
Eleves officiers d’Actives Mavitrika ireo vehivavy

Miditra eo amin’ny herinandro faharoa amin’ny fanaovana andran’asa amin’ny FUMACO na ny Fusiliers Marins Commandos ireo mpianatra ho « officiers » eo anivon’ny ACMIL ao Antsirabe amin’izao fotoana izao.

Actualités

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
Fisorohana ny fihibohana faharoa 400 ireo nosaziana…tsy nanao aron-tava!

Migoragora tanteraka amin’izao fotoana ny tsy fanarahana ireo fepetra ara-pahasalamana ho fisorohana ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid-19 eto amintsika taorian’ny fanafoana ny hamehana ara-pahasalamana.

Coronavirus

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
"Akany Enfants de Joie" Ankizy 400 nahazo kojakojam-pianarana

Mpianatra miisa 400 ao amin’ny "Akany Enfants de Joie" ao Andranomadio Toamasina no nisitraka kojakojam-pianarana, boky fianarana isan-karazany, ary vata fahitalavitra avy amin’ny antoko Freedom ny alatsinainy teo.

Actualités

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
Ampandrianomby Lehilahy nanendaka sy nanao valifaty

Voasambotry ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny boriborintany fahatelo ny lehilahy iray ny faran’ny herinandro teo.

Actualités

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020

Card image cap
Fahamaizan’ny Chef CSB II Manitseva, SDSP Amboasary Atsimo Noraisin’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka ny fitsaboana rehetra

Manoloana ny fahamaizana nahazo ny lehiben’ny CSB II ao Manitseva, SDSP Amboasary Atsimo, DRSP Anosy, dia tonga nitsidika sy nampahery ary nivatsy solon-dranom-boankazo

Actualités

Hamaky ny tohiny
28-oct-2020