23-oct-2020
Nivoaka omaly maraina ny lisitr’ireo mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena Barean’i Madagasikara hifanandrina amin’ny ekipan’i Côte d’Ivoire amin’ny volana Novambra izao.
Hamaky ny tohinyTsy mora hatao ary mety miteraka amin’ny fahapoizina ara-tsakafo ny maiônezy raha mivadika na tsy vita tsara. Fikafika kely ireto azo hatao hisorohana izany.
Hamaky ny tohiny
23-oct-2020
Rehefa ririnina no vakivaky ny vodin-tongotra, fa rehefa mafana toy izao indray ny andro dia maina sy somary miofaka izy ireny.
Hamaky ny tohiny
23-oct-2020
Misedra olana amin’ny lanja ihany koa ny lehilahy na dia tsy mitovy ny an’ny vehivavy aza ny fomba fiasan’ny vatany. Ireto ny fahazarana matetika fanaon’ny lehilahy mety mampatavy azy :
Hamaky ny tohiny
23-oct-2020
Antony tokana lehibe no mahatonga ny olona iray ho saro-piaro : ny tsy fahatokisana. Ny tsy fahatokisan-tena no voalohany, satria mety manahy ianao fa any amin’izay toerana misy an’ilay olon-tianao any, dia mety hahita tsaratsara kokoa noho ianao izy.
Hamaky ny tohiny
23-oct-2020
Akora ilaina · Sira 1 tsongo · Toaka 1 sf · Lavanila 1 sf · Dibera 50g · Siramamy 250g · Ronono ½ l · Atody 2 · Tamenak’atody 2 · Lafarinina 100g
Hamaky ny tohiny
23-oct-2020
Mitondra voka-tsoa maro ho an’ny vatana ny sesame. Tsy mifidy taona ny fihinanana azy fa ny fatra kosa no mila lanjalanjaina ho an’ny tsirairay.
Hamaky ny tohiny
23-oct-2020
Mandalo ihany ny vintana, ka mila mahay manararaotra izany ! Noho io vintana io nandalo teo amin’izy ireo indrindra, no nahatonga ireto mpilalao sarimihetsika ireto ho lasa malaza dia malaza.
Hamaky ny tohiny
23-oct-2020
Nandala ny resaka fitsaboana nentim-paharazana ny Ntaolo.
Hamaky ny tohiny
23-oct-2020
1. Montre Fossil authentique avec bracelet - Boutique Le coin des marques Faravohitra (route pavé vers Jirama) Contact : 033 71 848 68
Hamaky ny tohiny
23-oct-2020
Ny kapa sy ny kiraro mampiseho lohan-tongotra no tena tsara hanaovana amin’izao vanim-potoana mafana izao. Ratsy ery anefa ny mijery ny hohon-tongotra,
Hamaky ny tohiny
23-oct-2020
Hatramin’ny fotoana nahalany azy dia efa niresaka mahakasika ny fanambadiana ara-panjakana eo amin’ny olon-droa mitovy fananahana ny Papa François ary fandavana no foto-keviny tamin’izany.
Hamaky ny tohiny
23-oct-2020
Mitohy hatrany ny fampitaovana hataon’ireo firenena hafa ho an’i Madagasikara ho fiatrehana amin’ny valan’aretina Covid-19.
Hamaky ny tohiny
23-oct-2020
Mitohy hatrany ny fitadiavam-bahaolana manoloana ny tsy fanjarian-tsakafo any amin’ny faritra Atsimo.
Hamaky ny tohiny
23-oct-2020