tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 22-oct-2020

Beauté

Manala tasy amin’ny ovy, citron…

22-oct-2020

Maro karazana ny antony mahatonga ny tasy maramara sy ny panda eo amin’ny tarehy. Isan’izany ny masoandro, ny loto miandrona,

Hamaky ny tohiny
Card image cap
Borosy fibangoana volo…misy asany avokoa

Fitaovana iray fampiasa be matetika ao an-trano ny borosim-bolo. Maro karazany izy ireny izay samy manana ny asany avokoa.

Coiffure

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
Coin Promo

Ho an’ireo te hanala tavy na miady amin’ny spasmophilie. Sakafo tsara hanina isan’andro ny “sésame”.

Actualités

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
Misy vehivavy miaraka amiko, tena tiako izy ary fantatro koa izy fa tia ahy.

Rehefa mangataka firaisana ara-nofo aminy anefa aho dia tsy mety izy, fa mbola tsy mahazo, hono. Dia inona izany no ataoko ?

Conseils

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
“Humanity Generosity Hug” Ankizy 430 no hahazo fanampiana ara-pitaovana

Toy ny isan-taona dia hanohana ara-pitaovana ireo ankizy manana Ray aman-dreny sahirana na ankizy kamboty ny “Humanity Generosity Hug” na ny Fikambana Sakambino Madagasikara, fikambanana nantsangan’i Bodo (mpihira).

Actualités

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
Vomanga amin’ny ron’akoho Akora ilaina

Vomanga lehibe 2 (voasana sy tetehina boribory tsy matevina loatra) Karaoty lehibe 2 (voasana ary tetehina boribory toy ireo vomanga) Menaka oliva 2 sf Ranom-boasarimakirana 30ml Tamotamo 1 sk Sira ½ sk

Sakafo

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
Fihenan-danja mahagaga an-dry Amel Bent, Kendji Girac…

Mahagaga ny nahavery lanja ireto olo-malaza ireto. Fa nataon’izy ireo laharam-pahamehana ny fikoloana ny vatany sy ny fihinanana sakafo ara-pahasalamana ary tena nanampy azy ireo betsaka izany

People

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
Misakafo amin’ny hôtely, mety hampihena koa!

Rehefa miasa dia tsy voatery ho tafody antoandro hany ka tsy maintsy misakafo any amin’ireo toeram-pisakafoana.

Regime

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
Lokom-bolo, “extension”: mampiongo-bolo raha…

Toe-javatra mety hiseho amin’ny vehivavy, amin’ny ankapobeny, ny fihintsanan’ny volo. Inona no mety mahatonga azy io?

Santé

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
Shopping « Fait main »

1. Panier pique nique en osier - Page Facebook « Soa Handmade »- 45000ar sans doublure/ 50000ar avec doublure 2. Bac à rangement en raphia gris - Diamètre: 30cm - Hauteur: 35 - Prix : 35000Ar - Page Facebook « Soa Handmade »

Shopping

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
“Milk-shake” mampatanjaka, ho an’ireo miari-tory

Raha hiari-tory dia tsara raha omanina mialoha ny vatana. Mba hatanjaka tsara dia mety ny misotro ity milk-shake ity. Somary miavaka kely izy ity, satria natao hampatanjaka ny olona ratsy torimaso mihitsy.

Taiza vatana

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
LAKAN-DRANON’ANDRIANTANY Fatin-dehilahy efa simba, natsingevan’ny rano

Fatin-dehilahy iray efa simba no hita teny amin’ny lakan-dranon’Andriantany mandalo ao amin’ny fokontany III G Hangar omaly maraina. Raha araka ny tomban’ireo nanatri-maso dia mety efa ho herinandro no nilon-drano tao ity razana ity saingy omaly vao hita.

Actualités

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
FOKONTANY ANKORONDRANO ANDRANOMAHERY Tonga ny tompon’ireo tany izay nohajarian’ny mponina an-taonany maro

Nikorontana ireo fokonolona teny amin’ny Fokontany Ankorondrano Andranomahery omaly maraina.

Actualités

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
TSENAN’NY ZAIMAIKA Hotantanan’ny fikambanana tsy miankina

Omena hotantanan’ny fikambanana tsy miankina manomboka izao ny tsenan’ny Zaimaika etsy Analakely, fantatry ny maro amin’ny fivarotana hani-masaka.

Sosialy

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
Ady amin’ny bibikely mpanimba voly katsaka « olitra lezionera » Velaran-tany mirefy 50Ha no nisitraka « piège à pheromones » miisa 250

Velaran-tany mirefy 50Ha izay an’ny mpamboly katsaka miisa 150 mivondrona anaty koperativa 3 ao Niarovana Caroline,

Actualités

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
Ambohibao Antehiroka Tsy mety ny hafindra toerana ireo mpivarotra amoron-dalana

Tsy eken’ny mpivarotra amoron-dalana, eny Ambohibao Antehiroka, ny hanesorana azy ireo amin’ny toerana misy azy ankehitriny.

Sosialy

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
Covid-19 Tsy miankina amin’ny toetry ny andro loatra

Tsy miankina amin’ny toetry ny andro loatra ny fihanaky ny covid-19 raha ny zava-misy eran-tany, hoy ny nambaran’ny solombavam-bahoaka Rivo Jocelyn Andriamanalina.

Coronavirus

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
Ankatso II Niharan’ny fitsaram-bahoaka ilay mpangalatra

Faritra anisan’ny tena hanjakan’ny tsy fandriam-pahalemana ny eny amin’iny faritra Ankatso iny.

Actualités

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
Kere any Atsimo Mandripaka tanàna maro

Mandripaka olona maro fa indrindra ireo zaza ny kere any Atsimo amin’izao fotoana ary tsy mitsaha-mitombo ireo kaominina tratrany. Ankoatra ny kaominina Befotaka, Behara, ary Ebelo izay hita any Amboasary dia misy kaominina 7 vaovao voakasika koa ankehitriny.

Sosialy

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
Big Mj Nizara sakafo ho an’ireo olona nifanena taminy

Miavaka hatrany ny fomba nentin’ilay mpanakanto Big Mj nanamarihana ny tsigerin-taona nahaterahany ny talata 20 Okotobra teo.

Star

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
TANORA MALAGASY TE HANANGANA ORINASA Maro be, saingy mila tohana hoy ireo CEERE

Maro ny dingana tsy maintsy arahina mba hahafahan’ny tanora miditra ao anatin’ny fananganana orinasa hoy ny fanazavan’ny CEERE na ny Club Entrepreneures Etudiants du Rendez-vous des Entrepreneurs.

Santé

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
Federasiona Baolina kitra Malagasy Nahazo sary famantarana vaovao

Omaly no nampahafantatra ampahibemaso ny sary famantarana na ny logo vaovaony ny Federasion’ny Baolina Kitra Malagasy.

Actualités

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020

Card image cap
Jobily volamenan’ny FJKM synodam-paritany Antananarivo Andrefana Miantso malala-tanana ny filoha

Miantso ny malala-tanana rehetra ny filohan’ny Synodam-paritany Antananarivo Andrefana, ao amin’ny fiangonana FJKM, mba samy hitondra ny anjara birikiny amin’ny fanorenana tsangam-bato, amin’ny faha -25 taona nijoroany.

Actualités

Hamaky ny tohiny
22-oct-2020