tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 21-oct-2020

Sexo

“Jus” manaitra filàna amin’ny andro mafana…

21-oct-2020

Mafana ny andro. Rariny loatra raha somary kamokamo ny mpifankatia hiray ara-nofo.

Hamaky ny tohiny
Card image cap
Gratin amin’ny “Vache qui rit”, by Riana Akora ilaina :

· Macaroni 500g · Fraomazy Vache Qui Rit 5 · Lafarina 2 sf · Ronono ½ litatra · Dibera 2 sf · Jambon didiny 3 na 4 · Sira sy dipoavatra · Fraomazy voakiky

Astuces

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020

Card image cap
Maska voatavo : Manala mony haingana be !

Azo atao tsara ny mampiasa ny voatavo hikoloana tarehy. Tena mandaitra be hanalana mony izy ireny. Tonga dia manala mony izany avy hatrany itony legioma itony, rehefa ampiarahina amin’ny atody sy papay. Andramo àry ity maska ity.

Beauté

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020

Card image cap
Zava-pisotro amin’ny vovoka baobab : vitamina C natoraly

Zava-maniry iray isan’ny mampiavaka an’i Madagasikara ny baobab. Ankoatra ny endriny izay tena miavaka sy kanto tokoa dia fantaro fa afaka hoanina tsara ny voa amin’izy ireny.

Boisson

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020

Card image cap
CDF Ahoana ny hevitrao momba ny mpifankatia mifanalavitra?

Tiasoa: Toy ny zava-drehetra, misy lafitsarany dia misy lafiratsiny ny "relation à distance". Ny fahitako azy: ny lafitsarany dia manana fotoana kokoa ho an'ny tenany ny tsirairay,

Femme

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020

Card image cap
Miseho amin’ny fivalanana be hono izao ny covid-19 ?

Efa resintsika ny covid-19, raha ny nambaran’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina ny alahady lasa teo. Na izany aza anefa, mbola mitoetra ihany ity viriosy ity.

Conseils

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020

Card image cap
Vehivavy aho. Any misy olona tena tiako, nefa izy tsy tia ahy.

Efa niresaka taminy ihany aho, fa tsy mety hiaraka amiko mihitsy izy. Inona no tokony ataoko ?

Conseils

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020

Card image cap
Matthew Mc Conaughey : nitantara ny fomba hafakely nahafaty ny rainy

Misy ny fahafatesana azo lazaina hoe : tsara. Misy kosa ireo olona no maty ao anaty fijaliana tanteraka nefa misy olona maty amin’ny fotoana tena mety. Io no

People

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020

Card image cap
Shopping « Coup de cœur »

1. Sac à main en crochet - Page Facebook - Centre informatique Aina contact : 034 39 376 74 2. Sac en bandoulière - Page Facebook « aina crochet » contact : 034 39 376 74

Shopping

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020

Card image cap
Gabriella Bessaguet : hampivoatra ny vita Malagasy amin’ny alalan’i Floribis

Gabriella Bessaguet · Renim-pianakaviana niteraka iray · Mpaninjara sy mpanaparitaka ny vokatra Floribis eto an-toerana sy any ivelany ary any amin’ny faritra. Eo anivon’ny fifandraisana amin’ny mpanjifa ihany koa.

Dossier

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020

Card image cap
HAPPY WOMEN 12 taona nanentanana ny mpiara-belona mba hanasa tanana

12 taona katroka no niasan’ny fikambanana Happy Women tamin’ny fanentanana ny mpiara-belona mba hanasa tanana amin’ny rano sy savony. Aretina maro mantsy no voasoriky ny fanasan-tanana raha tsiahivina toy ny aretim-pivalalana, ny COVID 19, ny aretin’ny taovam-pisefoana….

Actualités

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020

Card image cap
SEKOLY AMBONY INSCAE SY NY YALI Hanome fiofanana ireo tanora mpandraharaha

Hanome fiofanana ireo tanora mpandraharaha sy ireo mpandraharaha faran’izay madinika eto amintsika ny sekoly ambony INSCAE etsy amin’ny 67 ha sy ny

Actualités

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020

Card image cap
MPIANATRY NY SEKOLY AMBONY ENS NAHAVITA FIANARANA 201 fotsiny no nahazo contrat sy décision avy amin’ny fanjakana

Nivoaka ny 15 Janoary lasa teo ny ny isan’ireo mpianatra ôfisialy nahavita fianarana tao amin’ny sekoly ambony manofana ho mpampianatra na ENS etsy Ampefiloha raisina ho mpiasam-panjakana.

Actualités

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020

Card image cap
Fifaninanana “Wetech Wile 2020” : Vehivavy 7 tafakatra amin’ny famaranana

Miisa 7 ireo vehivavy mpandraharaha tafiditra ao anatin’ny lisitr’ireo mpandraharaha miisa 50 afaka mandray anjara amin’ny famaranana ao anatin’ilay tetikasa Women Innovative Leaders and Entrepreneurs “WILE” nokarakarain’ny Wetech tamin’ity taona 2020 ity.

Actualités

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020

Card image cap
ANDAPA Tratra teo am-pifohana rongony ilay mpanolana

Tovolahy iray fantatra amin’ny anarana G.R.L.D mpanolana zazavavy ao Andapa no tra-tehakin’ny polisim-pirenena ao Andapa izay tarihin'ny lehiben'ny commissariat Atoa Mahavala

Actualités

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020

Card image cap
TOAMASINA Tovovavy iray nitambotsitra tao anaty efitranom-panadinana

Tovovavy kely iray mpiadina amin’ny fanadinam-panjakana bakalorea no tojo tsy fahasalamana tampoka omaly maraina tany Toamasina nandritra ny adina matematika.

Actualités

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020

Card image cap
« Autisme Madagascar » Miantso mpilatsaka an-tsitrapo hanatevin-daharana

Miantso mpilatsaka an-tsitrapo hanatevin-daharana ao amin’izy ireo ny fikambanana “Autisme Madagascar”.

Actualités

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020

Card image cap
Bébéboo & compagnie Manome vahana ny zaza amam-behivavy

Omena lanja amin’ny hetsika « vente privée Bébéboo & compagnie », ireo zazakely, ankizikely, reny, ary vehivavy, ny 31 ôktôbra

Actualités

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020

Card image cap
Faritra Boeny, Betsiboka Diana Misy komity ifotony manentana momba ny ady amin’ny Covid-19

Sekoly miisa 60 tany amin’ny Faritra Boeny, Betsiboka ary Diana no nisitraka fitaovana fanadiovana sy fandrarahana fanafody enti-miady amin’ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid-19 nanomboka ny volana jona lasa noho ny fanohanan’ny tetikasa Miaro izay tanterahin’ny Care International eto Madagasikara.

Actualités

Hamaky ny tohiny
21-oct-2020