20-oct-2020
Maro be ireo renim-pianakaviana sahirana amin’ny fikarohana izay hatao nahandro isan’andro. Mila ampitoviana tantana amin’ny ho enti-manana koa mantsy ny sakafo tiana ho handrahoina. Amin’ity herinandro ity, andao hihinana sakafo matsiro, mahasalama ary tsy mihoatra ny 3 000Ar
Hamaky ny tohinyMiantoka ny fahasalaman’ny hodi-tava sady mitazona ny hatsaran’ny tarehy tsy ho antitra aloha loatra ny fanadiovana azy isan’andro sy ny fanosorana menaka manamandina.
Hamaky ny tohiny
20-oct-2020
Izy rahateo koa tezitra rehefa kitihako ary izaho tsy mahazo fahafinaretana mihitsy rehefa miray aminy. Mila mieritreritra olona hafa aho rehefa miaraka aminy. Inona no torohevitra azonareo omena ahy ?
Hamaky ny tohiny
20-oct-2020
Ireo voka-tsoa entiny · Mampitony ny maloiloy sy ny mandoa · Mampitony fanaintainana ao amin’ny vavony · Misoroka ny aretin’ny fo sy lalan-drà · Misoroka ny homamiadana sasany · Mampihisatra ny fahanteran’ny sela · Misoroka ny infection sady mamono otrik’aretina (antiseptique) · Misoroka ny fidorehitry ny ao anaty (anti-inflammatoire) · Manaitra ny filana (aphrodisiaque) · Miaro sy mahatonga ny taova ao anaty hiasa tsara · Mampitony ny fanaintainan’ny hozatra · Mamerin’aina, manamafy ny hery
Hamaky ny tohiny
20-oct-2020
Aretina vaovao ny Coronavirus. Karohina fatratra amin’izao fotoana ny vaksiny fanefitra hiarovana amin’io valan’aretina io izay tsiahivina fa namono olona an-tapitrisany maneran-tany. Ny hita sy tsapa anefa dia tsy matoky loatra ny vaksiny ny eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny
20-oct-2020
Tsy vitsy ny vehivavy mba te-hanana fitombenana mivelatra kokoa .Ireto fampihetseham-batana ireto no hanampy anao hanatratra izany tanjona izany.
Hamaky ny tohiny
20-oct-2020
Manomboka eo amin’ny faha enim-bolan’ny zaza no tsara omena fanam-pitsakafo izy.
Hamaky ny tohiny
20-oct-2020
Misy ny fahafatesana azo lazaina hoe tsara. Misy kosa ireo olona no maty ao anaty fijaliana tanteraka nefa misy olona maty amin’ny fotoana tena mety.
Hamaky ny tohiny
20-oct-2020
Tranga ilaina fahamalinana ary tsy tokony hampipetrapetraka ny ray aman-dreny ny zaza mafana hoditra. Na vao teraka izy, fa firy volana, aleo foana manatona dokotera.
Hamaky ny tohiny
20-oct-2020
1. Serviette main personnalisé 30*50cm, broderie a la main. Motifs fait à la main et avec amour par nos artisanes. Page: Alexia Kreation Contact: 0346252081 Prix: 75 000ar
Hamaky ny tohiny
20-oct-2020
Karazana lalan-drà mibontsina, mpahazo ny lalan’ny maloto no mahatonga ny “hemorroide”.
Hamaky ny tohiny
20-oct-2020
Mpiadina hiatrika ny fanadinana Bakalôrea teknika vitsivitsy diso toerana no tonga tao amin’ny foibem-panadinana LMA Ampefiloha omaly maraina.
Hamaky ny tohiny
20-oct-2020
Hetsika iray hifamotoanan’ireo mpankafy sy mpitia ny tontolon’ny zaridaina ny « Festival des jardins » karakarain’ny Alliance Francaise etsy Andavamamba.
Hamaky ny tohiny
20-oct-2020
Tsy mandika kopia amin’ny teny Frantsay intsony ny Boriborintany faha-efatra, raha araka ny fanadihadiana natao tao an-toerana.
Hamaky ny tohiny
20-oct-2020
Mitohy hatrany ny fidinana ifotony fitadiavana vahaolana maharitra manoloana ny tsy fanjarian-tsakafo any amin’ny faritra Atsimon’ny Nosy. Minisitra miisa 6 dia ny Minisitry ny Mponina,
Hamaky ny tohiny
20-oct-2020
Manoloana ny vaovao mahakasika ireo roa vavikely 5 taona avy, izay voalaza fa naolan’ny tovolahy iray, 20 taona "agent de sécurité" teny Ivato dia nitondra fanazavana ny fianakaviana akaiky an’ilay mpiambina voarohirohy ka efa naiditra am-ponja.
Hamaky ny tohiny
20-oct-2020