tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 19-oct-2020

Minceur

"Astuces" fetsifetsy, mampihena vetivety!

19-oct-2020

Ankoatra ny fanamboarana ny sakafo dia misy ny paipaika azo atao mba hanamora ny fampihenan-tena atao. Santionany amin’izany ireto :

Hamaky ny tohiny
Card image cap
Manala « points noirs » amin’ny ranom-boatabia

Manimba ny hatsaran-tarehy ireny teboka mainty kely miparitaka eny amin’ny hodi-tava ireny. Misy olana kely ny hoditra matoa misy azy ireny,

Beauté

Hamaky ny tohiny
19-oct-2020

Card image cap
Misotro rano, mahatanora lalandava

Antoky ny fahasalaman’ny vatana ny fisotroana rano na mangatsiaka io na mafana.

Bienfaits

Hamaky ny tohiny
19-oct-2020

Card image cap
2 volana no niarahako tamin’ny olon-tiako. Efa manambady izy ary niteraka iray,

fa efa tsy mifanaraka intsony. Manana olana ara-bola izy izao ka nangataka tamiko mba hindrana vola hanombohana ny varotra iarahanay ary avy eo dia izy no hamerina azy.

Conseils

Hamaky ny tohiny
19-oct-2020

Card image cap
Cassoulet

Akora ilaina (ho an’olona 6) · Kotileta na soron’ondry 800g · Tratran-kisoa 300g · Saosisy 400g · Gana amin’ny boaty 2 · Tsaramaso maina 1 kg · Tongolo be 3 · Tongolo gasy 3 · Voatabia 250g · Voatabia lehibe 2 · Chapelure 6 sf · Bouquet garni 1 · Persily tahony 2 · Sira sy dipoavatra

Sakafo

Hamaky ny tohiny
19-oct-2020

Card image cap
Ireo olo-malaza nanova taovam-pananahana

Tsy nahatsiaro sambatra ireto olo-malaza ireto raha tsy nanova fananahana. Lehilahy izy ireo tany am-boalohany ary nivadika ho vehivavy, na vehivavy no nivadika ho lehilahy. Ny sasany nanova fiakanjo fotsiny, fa ny sasany tena nanova taovam-pananahana mihitsy, tamin’ny alalan’ny fandidiana.

People

Hamaky ny tohiny
19-oct-2020

Card image cap
Te hihinana sakafo iray : inona no antony ? Ara-dalàna ve?

Asa raha misy amintsika no mahatsapa izany, fa mety hiseho amin’ny vatana ny hoe te hihinana sakafo iray anakiray, ary matetika.

Santé

Hamaky ny tohiny
19-oct-2020

Card image cap
Shopping

« Sacs » 1. Sac à dos en cuir – 30.000Ar - Gift Création Contact : 034 39 370 44 2. Housse ordi en fibres naturelles - 15 000 Ar- Gift Création Contact : 034 39 370 44

Shopping

Hamaky ny tohiny
19-oct-2020

Card image cap
Ady amin'ny Covid-19 Tanora Malagasy nahavita masinina fanasan-tanana automatique

Manao fikarohana no sady mahay miketrika ny tanora malagasy. Manaporofo izany ny vokatra namboarin'ireo tanora avy ao Morondava ao,

Conseils

Hamaky ny tohiny
19-oct-2020

Card image cap
Ady mivady tao Sambava Nodoran-drangahy ny vola sy ny akanjo

Niakatra fokontany, ny alarobia lasa teo, ny adina mpivady iray tany Andrasaha Ambinany Sambava. Noho ny tsy fitovian-kevitra dia niady izy mivady ireto.

Sosialy

Hamaky ny tohiny
19-oct-2020

Card image cap
Andro maneran-tany ho an'ny zatovovavy Nankalazaina teny Antanikatsaka

Notanterahina ny asabotsy 17 Oktôbra teo teny amin'ny Kianja Antanikatsaka Itaosy ny fankalazana tamin'ny fomba ôfisialy ny andro maneran-tany

Actualités

Hamaky ny tohiny
19-oct-2020

Card image cap
Bakalorea Manameloka ny fanakorontana ny Ministeran'ny Fampianarana Ambony

Niantso ny olom-pirenena rehetra mba hamela ny mpianatra hiatrika ny fanadinam-panjakana bakalorea ampitoniana ny Ministry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana ara-Tsiansa ny Profesora ASSOUMACOU Elia Béatrice

Actualités

Hamaky ny tohiny
19-oct-2020

Card image cap
CHU MAHAVOKY SUD Nahazo fameloman'aina vaovao

Na dia efa mihena isan’andro aza ireo tratran’ny valan’aretina Covid-19 eto amintsika dia mitohy hatrany ny fampitaovan'ireo malala-tanana.

Santé

Hamaky ny tohiny
19-oct-2020

Card image cap
CNFM Mitaky ny mangarahara amin’ny fanampiana nomena vehivavy

Takian’ny filankevim-pirenena ho an’ny vehivavy Malagasy na ny CNFM, ny hisian’ny mangarahana tanteraka ny amin’ny tohana sy ny fanampiana ho an’ny vehivavy, ary ny fampitoviana lenta ny fanampiana azon’ny vehivavy eraky ny faritra rehetra. “

Actualités

Hamaky ny tohiny
19-oct-2020

Card image cap
CNTEMAD Amin'ny 23 Novambra ny fanadinana

Ny 23 novambra ka hatramin'ny 27 novambra izao no hantanterahana ny fanadinana famaranana ny taom-pianarana 2019 - 2020 ho an'ny fampianarana hampitain-davitra CNTEMAD.

Actualités

Hamaky ny tohiny
19-oct-2020