tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 16-oct-2020

Actualités

Firaisana ara-nofo tsy ampy ve no mahatonga ny lehilahy hampirafy?

16-oct-2020

Fanontaniana maro mpametraka ny hoe inona ny antony mahatonga ny lehilahy hampirafy. Ary nosinganinana manokana ny momba ny firaisana ara-nofo androany. Mifototra amin’ny firaisana ara-nofo tokoa ve ny antony mahatonga ny lehilahy hanandroa? Nanontany ny hevitry ny mpamaky izahay :

Hamaky ny tohiny
Card image cap
Fomba 5 natoraly, manala hao

Fomba 1 : Tongolo gasy Tongolo gasy sy voasarimakirana

Astuces

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
Ny lokomena manendrika anao

Tafiditra ao anatin’ireo akora fanaovana “maquillage” be mpampiasa indrindra ny lokomena

Beauté

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
Lehilahy 28 taona aho. Ny olako dia saro-piaro be loatra ny vadiko,

hany ka na ny mody ao an-trano aza mampalaina. Izaho anefa tsy manao na inona na inona fa toetrako ny tsy mba miavona aman’olona,

Conseils

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
Paipaika natoraly 3 ikoloana tarehy sy ny volo

Paipaika tsotra mety hanavotra anao ireto atoro ireto. Tsy dia manahirana firy izy ireo. 1 Mamotsy nify nihamavo (sary 1 sy 2 )

Conseils

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
Chouquette

Akorailaina · Lafarinina 125g · Atody 3 na 4 · Sira 1 tsongo · Dibera 80g · Ronono 125g · Rano 125g

Sakafo

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
Pensez légèreté en été

La chaleur vous empêche de créer un ensemble parfait ? Pas de transpiration ? Notez, si c’est dans vos gènes, vous ne pourrez rien y changer mais par contre, nous vous proposons divers éléments à maitriser pour les atténuer :

Mode

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
Misy antoka ny nify, nono, fitombenana… an’ireo olo-malaza

Tsy fantatra izay loza tampoka mety hitranga. Maro ireo olo-malaza no manisy fiantohana amin’ireo faritra amin’ny vatany, izay tena miantoka ny lazany.

People

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
Ravina manga sy goavy : Mampitony areti-nify !

Mety hampihena ny hery fiarovan’ny vatana ny areti-nify, indrindra moa raha tena lasa lavitra izany.

Santé

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
Shopping « Gasy ka tsara »

1. Fabrication de pin’s personnalisé – Papa Pin’s - Contact : 034 08 582 76 2. Sous-verre en bois – Kreat Ifa – Contact : 032 73 152 32

Shopping

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
Mampidina tosi-drà amin’ny tongolo gasy…izao ny tena atao!

Zava-pisotro mampiakatra ny hery fiarovana voajanahary ao anaty ity entina aminao anio ity.

Taiza vatana

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
Ady amin’ny tsifanjariantsakafo Fianakaviana 300, nisitraka tohana ara-tsakafo

Mitohy ary mizotra tsara ireo asa tanterahin’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka manoloana ny ady amin’ny tsifanjariantsakafo any atsimo.

Actualités

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
Alasora Mpamily mamo, nifaoka bevohoka sy zaza 6 taona

Fiara 309 iray no nifaoka raim-pianakaviana nandeha moto niaraka tamin'ny vadiny nitondra vohoka 8 volana sy ny zanany 6 taona tetsy amin'ny Domaine Alasora.

Actualités

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
Hetsika Kéré 2020 Navitrika ny Barea Madagascar

Nanomboka ny 12 oktobra teo ny hetsika ataon’ny fikambanana iray avy ao La Reunion nampitondraina ny anarana hoe Kéré 2020,

Sosialy

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
Taom-pianarana 2020 – 2021 Efa nivoaka

Nivoaka omaly, tao amin’ny pejy Facebook-n’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena, ny tetiandrom-pianarana ho an’ny taona 2020 – 2021.

Actualités

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
“Centre Régional de l’Artisanat Malagasy”, Sofia Nahazo toerana fanaovana asa-tanana

Ho fanatsarana ny kalitaon’ny rofia malagasy sy ho fampiroboroboana ny sampam-pamokarana rofia dia notoloran-dRtoa Lantosoa RAKOTOMALALA,

Actualités

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
"City Art" Niverina nisokatra omaly

Taorian’ny fikatonana noho ny hamehana ara-pahasalamana nolalovan’ny firenena dia niverina nisokatra nanomboka omaly ny "City Art" etsy amin’ny LA CITY Ivandry.

Actualités

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
Fitsirihina tampoka Fiara 182 tsy lany fitsarana teknika, mbola mifamoivoy

Nanao fitsirihina tampoka ireo fiara mitondra ny laharana WW sy ireo fiara mitondra laharana vahiny ny avy ao amin’ny Foibe fitsarana ny fiarakodia na ny DGSR nanomboka ny 5 oktobra teo.

Actualités

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
« Plateforme Arovy » Manana dokotera afaka manatona any an-trano

Noho ny antony maro, dia mety hisy sakana ny antony hahatonga ny marary iray tsy afaka manatona toeram-pitsaboana na dokotera.

Actualités

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
EFOI Nanao fifampizarana fampivoarana ny tena

Nanatanteraka fihaonana fifampizarana tao amin’ny Pho Restaurant Ampasamadinika ny mpikambana ao amin’ny EFOI na « Entreprendre au Féminin de l'Océan Indien” omaly maraina.

Actualités

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
Fanajariana lalàna eny amin’ny kaominina Nahaliana ny maro ny momba ny fisaraham-panambadiana

Ny Kaominina Ambanivohitra Tsiafahy indray no nanohizana ny hetsika fampahafantarana sy fanajariana lalàna, izay karakarain’ny Fitaleavana misahana ny fandinihana sy fanavaozana ny lalàna (DERL) eo anivon’ny Ministeran’ny Fitsarana.

Actualités

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
« Fisher Women Leadership Program » Vehivavy 30 avy any amorontsiraka no hisitraka azy

Natomboka tamin’ny fomba ofisialy omaly alakamisy, andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy eny ambanivohitra, miaina amin’ny fambolena sy ny fiompina ary ny jono ny tetikasa « Fisher Women Leadership Program ».

Actualités

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020

Card image cap
Fitrandrahana drakaka Voarara manomboka anio

Voarara manomboka anio maraina hatramin’ny 15 desambra 2020 misasak’alina ny fanjonoana, ny fanangonana, ny famarotana, ny fividiana, ny fitaterana, ny fitehirizana ary ny fanondranana ny drakaka amin’ny endriny rehetra,

Actualités

Hamaky ny tohiny
16-oct-2020