14-oct-2020
Na dia efa mihalefy aza ny fiparitahan’ny valan’aretina Covid-19 izay tena nilana ny fihinanana vitamina C
Hamaky ny tohinyAkora ilaina : Ovy 500g Tongolo 1 Lardons 75g Atody 2 Creme mandranoka 20 santilitatra Camembert 150g Poitrine fumée didiny 4 Sira sy dipoavatra Dibera
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Akora ilaina : Ovy 500g Tongolo 1 Lardons 75g Atody 2 Creme mandranoka 20 santilitatra Camembert 150g Poitrine fumée didiny 4 Sira sy dipoavatra Dibera
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Mia: Tena ilaina fantarina raha amiko. Indrindra raha olona hifampizara fiainana aminao ilay izy.
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
nefa tato ho ato izy, lasa tsy miraharaha ahy mihitsy, sady tsy miantso no tsy mandefa SMS.
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Karazan’aretin’an-doha mahery vaika ny “migraine”, ary mety hahazo ny olon-drehetra izy ity, saingy ny vehivavy no tena betsaka voany.
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Kiady Razafindrabe : Raha misy isan’andro ny fivoarana na 0,001 % aza ,amin’ny lafiny rehetra, dia izay no idealy eo amin’ny mpifankatia. Mitombo amin’ny fitiavana , amin’ny fifankazahoana,
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Vao roa volana monja no nanao fangatahana an’i Demi Lovato ho vadiny i Max Ehrich dia efa nisaraka sahady izy ireo. Tsy mora ny fisarahana saingy nahita marimaritra iraisana izy ireo.
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
1. Cafetière 1,8l : 35000ar - Kaopy gasy sy sous tasse : 10.000ar PM / 12.000ar MM - Zinga 1l : 25.000ar – Page Facebook « Chris’Art » - contact : 034 76 104 08
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Misy antony avokoa ny ilana ny otrikaina rehefa mitondra vohoka. Tsy voatery hihinana avo 2 heny ihany koa fa kosa izay mahavoky tsara no atao :
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Nanotrona ary niray feo tamin’ireo vehivavy mpandraharaha manerana an’i Afrika ny GFEM na ny fivondronan’ireo vehivavy mpandraharaha eto Madagasikara, tamin’ny famoahana ofisialy an’ilay vovonana nomerika 50MFAP na “50 Millions de Femmes Africaine ont la Parole”.
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Mitohy hatrany ilay raharaha ady tany eny amin’ny Fokontany Andranovao, kaominina ambanivohitra Ambohimangakely.
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Toerana fandraisana ireo mpanakanto amin’ny “cabaret” sy fanaovana lanonana no tena ahafantarana ny Bonara Be. Mbola ao anatin’ny fanohanana mpanakanto ihany fa amin’ny endriny famokarana vokatra mihitsy indray no nitsanganan’ny BonaraBe Production eny 67Ha izay notokanana ny alatsinainy lasa teo.
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Vonona hiatrika ny fotoam-pahavaratra ny Boriborintany fahatelo, tarihin’ny delege Ramiandrisoa Rabaritsimba Lalaina.
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Nivahiny tao amin’ny fandaharana miara-manonja ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, rtoa Lalatiana Andriantongarivo, omaly.
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Anisan’ny antontan-taratasy tsy maintsy ilaina hiatrehana ny fanadinana Bakalôrea, indrindra fa ho an’ireo efa feno taona ny fananana kara-panondrom-pirenena.
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Novonoin’ity ramatoa 57 taona ilay rafiny, rehefa tratrany teo am-panaovana firaisana niaraka tamin’ny vadiny. Taorian’izay dia namono tena ihany koa ity ramatoa ity.
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Zaza miisa 62, eo anelanelan’ny 3 volana ka hatramin’ny 5 taona manana olana eo amin’ny ati-vava na sima manerana ny faritra 9 eto amintsika no tafiditra ao anatin’ny praograma ara-tsakafo izay tarihin’ny “Operation Smile”. Ho raisina an-tanana manokana ireo zaza ireo,
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Tena mahazo vahana ny hafanana eto an-drenivohitra. Mahatratra hatrany amin’ny 39 °C ny maripana farany ambony indrindra raha 23 °C no farany ambany indraindray, raha araka ny fanadihadiana natao teo anivon’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro.
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Hankalazaina mandritra ny herinandro ny andro eran-tany ho an’ny sakafo, amin’ity taona ity, andro eran-tany izay ankalazaina isaky ny 16 oktobra isan-taona raha tsiahivina.
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny lanonam-pitokanana ny « Annexe Tresorerie Principale Intercommunale » (TPIC) Ivato ao amin’ny Kaominina Antehiroka izay natrehan’ny Tale Jeneralin'ny Tahirimbolam-panjakana, Ranjalahy Ihaja sy ny Ben’ny Tanàna, Rivolalaina Vonjy Arthur.
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Nankasitraka manokana ireo mpiasa rehetra ao amin’ny hopitaly CHU Anosiala Ambohidratrimo
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Nanentana ny rehetra mba hitandrina sy ho mailo amin’ny fisolokiana misy eny amin’ny tambajotra Facebook ny pejy“Association FitiaOfficiel”. Nalaza be tao anatin’ity tambajotra Facebook ity mantsy ny « publication » iray,
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020
Ankizy namiratra, nahazo salan’isa ambony indrindra, tamin’ireo ankizy nanala BEPC tao Sambava i Misy Priscilla. Izy no nahazo ny laharana voalohany, tamin’ny salan’isa 17,78/20.
Hamaky ny tohiny
14-oct-2020