tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 13-oct-2020

Star

Didalos Toy ny ahoana ny vehivavy tianao?

13-oct-2020

« Vidéo » nalainy ahitana azy mitantara blagy ka hiresahany momba ny « madelein» novidian’ny namana nasaina nitondra tsaky, no nahatonga an’i Randimbiniombonana Rindramiarana na Didalos lasa be mpankafy sy mpanaraka ao anaty

Hamaky ny tohiny
Card image cap
Mafana ny andro Toy izao ny fikoloana volo, tarehy, hoho…

Tsy mitovy ny fomba fikoloana ny endrika amam-bika nandritra ny ririnina intsony ireo fahazarana tokony hatao amin’izao andro mafana sy manomboka manorana izao.

Beauté

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
Inona kay no mahatonga ny lehilahy tsy hiraharaha ny vehivavy miaraka aminy ?

Tsy ny lehilahy ihany no manao io toetra io fa na ny vehivavy koa aza. Matetika manko, rehefa tia ny olona iray dia misisika, mitanaraka, miantso foana, maneho fitiavana be.

Conseils

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
Ny didy 10 –n’ny sakafo voalanjalanja

Toy ny ahoana izany hoe : misakafo voalanjalanja tsara izany ? atoronay anao :

Diététique

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
Manakelikely ny ranjo Azo atao tsara ny manakely ny ranjo mba hanifinify. Ireto fotsiny no hatao :

Fampihetseham-batana voalohany sary 1 sy 2 Ahainga mifandimby ny lohan-tongotry ny tongotra havia sy havanana. Izay fihetsika izay no averina in-30. Manao andiany 3.

Forme

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
Mahafaty ny ratram-po !

Tena maharary ny fo, rehefa mamoy olon-tiana, na nisaraka io, na nodimandry. Tsy sarin-teny fotsiny anefa izany, fa tena miantraika amin’ny taova mihitsy ny tsy fahasalamana, rehefa misy fihetseham-po malahelo mafy ao anaty ao…

Love

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
Zaza tsy ampy fitiavana …azo fantarina

Amin’ny ankapobeny , ny zaza ampy fitiavana dia mitombo amin’ny ara-dalàna amin’ny lafiny mahaolona azy , indrindra eo amin’ny lafiny ara-toe-po sy ara-tsaina.

Maman

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
Alatsinainy: Korzety sy toton-kena - 8.000Ar Akora ilaina Korzety -

1000Ar totonkena - 6.000Ar Voatabia sy tongolo - 500Ar Sakamalao sy tongolo gasy - 500Ar

Menu

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
RAMBALAH … liqueur chocolat sy coco, vita malagasy Holitiana no namorona azy

Portrait Mme Holitiana (tsy atao anaty papier ity soratra ity) Holitiana RAZAFINDRAMBALA Renim-pianakaviana 55 taona, niteraka vavy iray

portrait

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
Fiterahana atao « declenchement » : Tsy voatery handaitra!

Ny manodidina ny atao hoe : “declenchement” indray no horesahantsika.

Famille

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
Fivaviana nalalaka, azo teriterena !

Mampiova ny toe-batana tanteraka ny vohoka ary isan’izany ny fahalalahan’ny fivaviana.

Sexo

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
1. Diffuseur d’encens – 10.000Ar – Contact Page Facebook « Bihou »

2. Pack linge de table turquoise – Page Facebook « Tenderness Collections » – Contact : 034 52 076 51

Shopping

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
ALAN’I MIKEA AO TOLIARA Tadiavina ny nanao ilay saribao 147 gony

Misy mitrandraka tsy miato ny alan’i Mikea ao amin’ny kaominina ambanivohitra Manombo Atsimo, distrikan’i Toliara II mba hanaovana harina fandrehitra na saribao.

Actualités

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
AMBOHIBAO ANTEHIROKA Nahazo ivon-toerana handraisan’ireo zokiolona fisotroan-dronono

Raha anisan’ny nampitaraina fatratra ireo zokiolona hatramin’izay ny fandehanana mamonjy ireny ivon-toerana fandraisana vola fisotroan-dronono ireny

Sosialy

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
Zanak’i Black Nadia Namoaka hira

Namoaka ny hirany voalohany ilay zanaka lahimatoan’i Black Nadia, Black Sandrios. Vao herinandro izay no nivoahan’ity hira ity, mitondra ny lohanteny hoe: “Anakidou”.

Star

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
Fisolokiana : Karohina ny talen’ny Orinasa Vaniala Export

Nivoaka ny taratasy fikarohana an’atoa Iarimananirina Tilahy Fabio Marie Grazia, mpitantana ny orinasa Vaniala Export, omaly.

Actualités

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
ANTSIRABE Ankizy tsy ampy taona 2, namaky trano

Zazalahy miisa efatra, eo anelanelan’ny 16 ka hatramin’ny 20 taona no tra-tehaky ny polisy avy namaky trano tao amin’ny fokontanin’ Ivory Antsirabe.

Actualités

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
Ady amin’ny tsy fanjariantsakafo any Atsimo Dokotera sy paramedy 30 nidina ifotony

Nanainga ny alahady teo teny amin’ny tokontanin’ny hôpitaly HJRA Ampefiloha, hihazo ireo faritra any Atsimo izay tena iharan’ny trangana tsy fanjariantsakafo,

Sosialy

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
Coronavirus omaly Tsy nisy voa teto Analamanga

Araka ny tatitra nataon’ny Profesora Vololontiana Hanta Marie Danielle, mpitondran-tenin’ny foibe fibaikoana ny ady amin’ny valan’aretina Coronavirus dia

Coronavirus

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
Olan’ny famatsian-drano Hampitomboana ny « citernes » hamatsy rano ireo faritra tsy mahazo izany

Taorian'ny fidinana ifotony nataon’ny Jirama teny amin'ireo kaominina tena sahirana amin'ny fahazoana rano fisotro madio, ny herinandro lasa teo, dia niroso tamin'ny fametrahana ireo "citernes" fanampiny izy ireo, omaly alatsinainy.

Sosialy

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
Fampiakarana ny fahaiza-manao Nanaraka fiofana tany ivelany ireo tafika an-dranomasina Malagasy

Nisy ny fiofananana izay nandraisan'ny tafika an-dranomasina Malagasy anjara teny anivon'ny sekolin'ny tantsambo miaramila manana ny maha-izy azy any ivelany.

Actualités

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
Fampitana mivantana ireo lalao ara-piralahiana hataon’ny BAREA Tsy miankina velively amin’ny TVM

Nitondra fanazavana tamin’ny alalan’ny fanambarana mahakasika ny fampitana mivantana ireo lalao hataon’ny ekipan’ny Barea an’ iMadagasikara ny ORTM sy ny TVM omaly.

Actualités

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
Karatra maha-matihanina Mpanao Gazety Nisintaka ny OJM

Nisafidy am-pahendrena ny hisitaka tanteraka amin’ny fanamboarana karatra maha-matihanina ho an’ny mpanao gazety, ny mpikamban’ny OJM raha ny naoty navoakan’ny holafitry ny Mpanao Gazety eto Madagasikara omaly.

Actualités

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020

Card image cap
Bevohoka … ny tokony hatao isan’andro

Fotoana isan’ny saropady ho an’ny vehivavy ny fitondrana vohoka. Aina 2 mantsy no koloina sy tandrovana.

Taiza vatana

Hamaky ny tohiny
13-oct-2020