tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 12-oct-2020

Actualités

Vavikely 12 taona feno hao Maty tampoka...

12-oct-2020

Ankizivavikely amerikanina iray vao 12 taona no namoy ny ainy noho ny resaka hao tamin’ny lohany. Araka ny valim-pikarohana voalohany dia tratran’ny fitsaharan’ny fitempon’ny fo tampoka na “arret cardiaque” ilay zazavavikely io,

Hamaky ny tohiny
Card image cap
« Epilation au fil » : manala ireo volo mandady eo amin’ny tarehy

Ny teknika fanalana volomaso amin’ny alalan’ny kofehy no isan’ireo fomba antitra indrindra amin’ireo fanalana volo. Avy

Beauté

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020

Card image cap
Mihinana paoma 5 isan-kerinandro; miaro amin’ny homamiadana

Toerana iray anisan’ny ahitana karazana paoma eto amintsika. Toy ireo voankazo maro samihafa dia tombony maro ihany koa no azo avy amin’ny fihinanana azy ireny. Santionany amin’izany ireto.

Beauté

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020

Card image cap
17 taona aho, misy lehilahy miaraka amiko, efa 3 taona izao.

Efa fantatry ny fianakaviana roa tonta izahay, fa ny raiko no tsy mankasitraka ny fiarahanay.

Conseils

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020

Card image cap
Mofo amin’ny amende Akora ilaina

“Semoule” na lafarinina mangahazo 500g · Siramamy 125g · Dibera nalefahina 50g · Hanitra 120ml (voasarimakirana) · Sira 1 tsongo · Amande nopotehina manify 150g · Siramamy 3sf · Hanitra 2 sf · Vovoka kanelina ½ sk Ho an’ny sirop : · Siramamy 500g · Rano 500ml · Hanitra 1 sf · Voasarimakirana · Tantely 150g

Sakafo

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020

Card image cap
Lasopy amin’ny chou-fleur mitroka tavy

Mazàna sahirana rehefa manao régime misafidy izay sakafo tokony hohanina. Sakafo tena mety ho an’ny olona mampihena tena ny lasopy

Minceur

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020

Card image cap
Lasa aiza ry Craig David, Ozone.. ?

Ny mozika hono tsy mety lefy laza. Ireo mpanakanto kosa nefa dia matetika no adino tanteraka ny fisiany, rehefa tena mandeha ny fotoana.

People

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020

Card image cap
“Psoriasis” : rehefa miofaka sy mangidihidy ny hoditra…

Aretina miseho amin’ny alalan’ny firehetana mitarazoka (inflammation chroniques)

Santé

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020

Card image cap
Shopping « Gasigasy »

1.Tapis en raphia– Art Gasy Fandresena - Contact 034 90 819 97

Shopping

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020

Card image cap
Teknika manova ny vady tsy manome vola, tsy maneho fitiavana, tsy mitaiza…

Tsy manampy ara-bola mihitsy izy, tsy manao raharaha, tsy manampy amin’ny fitaizana. Averiny foana ireo zavatra efa mampiady ao an-trano. Ireo karazana fahadisoam-pijery ao an-tokantrano koa anefa dia miteraka olana ary mety hiafara amin’ny fisarahana…

Tokantrano

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020

Card image cap
Ambohimanga Rova Nirehitra ny ala nanodidina azy

Efa nidedaka ny afo vao samy taitra ny rehetra, omaly folakandro. Nirehitra mantsy ny ala teo ambanin'ny Rovan'Ambohimanga.

Actualités

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020

Card image cap
ANDRO ERAN-TANY HO AN’NY ANKIZIVAVY Tsy sahy miteny ny 85% n’ireo voaolana

Isaky ny 11 oktobra no ankalazaina maneran-tany ny andro natokana ho an’ny ankizivavy. Nampisarahina ary tsy natambatra amin’ny andro eran-tany ho an’ny vehivavy izy io satria fantatra ihany koa fa manerana izao tontolo izao dia misedra olana manokana ny ankizivavy.

Actualités

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020

Card image cap
Ankadilalana Ankazondandy : Lehilahy roa maty nihotsahan'ny tany

Omaly tolakandro no nisehoan'ity tranga nampalahelo ity. Lehilahy roa no nodimandry vokatry ny fihotsahan'ny tany teny Ankadilalana Ankazondandy.

Actualités

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020

Card image cap
Barea de Madagascar Vononahiatrikany "Etalons" Burkinabé anio

Tonga soamantsaratany Maroc nyasabotsyteonyekipanasionalybaolinakitra Malagasy Barea de Madagascar. Nihazoavyhatranynyseranampiaramanidin'i Roissy Charles de Gaulle izyireotaorian'nyfandresenaazony tao Luxembourg

Actualités

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020

Card image cap
Cash point Antsirabe Nosoloin'ny jiolahy "mouchoir à jeter" ny vola

Cash point iray tao Ihazolava, tanàna iray mivoaka an'Ambatolampy raha ho any Antsirabe (RN7), no voasolokin'ireto jiolahy ny zoma lasa teo. Tonga teo amin'ity toerana ity ny lehilahy iray. Nanontany sao very vola ilay mpanao cash point satria nisy vola latsaka hitany teo akaikin'ny tsenany.

Actualités

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020

Card image cap
Covid-19 Tsy nisy maty tao anatin’ny 2 andro

Toy izao indray ny fivoaran’ny valan’aretina Covid-19 teto Madagasikara ny faran’ny herinandro teo raha ny tatitra nentin’ny Profesora VOLOLONTIANA Hanta.

Coronavirus

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020

Card image cap
Dax FC Feno herintaona omaly

Feno herintaona omaly ny sekoly Fampianarana baolina kitra Dax FC Ambohimanarina.

Actualités

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020

Card image cap
Fahasalaman'ny saina Hisy ny fizahana maimaimpoana

Hankalaza ny iray volan'ny fahasalaman' ny saina isika eto Madagasikara amin'ity volana Oktobra ity. Ho an'ny Faritra Analamanga manokana dia natomboka tamin'ny fikaonan-doha mikasika ny fankalazana ny andro manerantany hiadiana amin'ny aretin-tsaina ny fankalazana.

Santé

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020

Card image cap
Fanaovana ZUMBA Nisokatra ny L Danse

Fikolokoloam-batana, fitsinjovana ny fahasalamana ary fanatanjahantena ny zumba, raha araka ny fanazavan-dRabezozoro Lalaina, tompon’andraikitra voalohany eo anivon’ny L Danse. Ny zumba hoy ihany koa izy dia dihy anaty fanatanjahantena

Aperçu

Hamaky ny tohiny
12-oct-2020