tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 09-oct-2020

Love

Tratranao mampirafy izy, inona no ataonao ?

09-oct-2020

Ny fampirafesana no fahavalo voalohan’ny fitiavana. Ny tahotry ny fampirafesana no mahatonga ny olona ho saro-piaro.

Hamaky ny tohiny
Card image cap
Teknika fanafenana ny “cernes”

Avy amin’ny tsy fahampian-torimaso, harerahana, tsy fahampian-drano… no mahatonga ireo faritra manodidina ny maso ho bongo, mangana na matro-doko. Ianao ihany, araka izany, no mila manova sy mandrindra ny fiainanao, mba hiadiana amin’ireny “cernes” ireny. Ireto kosa ny torohevitra hanakonana azy ireny.

Beauté

Hamaky ny tohiny
09-oct-2020

Card image cap
« Revitalisant » amin’ny coco : Manalefaka sy mamoaka ny «boucles »

Matetika dia ny menaka voanio foana no hampiasantsika amin’ny fikolokoloana ny volo noho ireo vokatsoa maro entiny. Eto dia ny fampiasana ny rononony atao « revitalisant » tsy mila kobanina indray no entina amintsika.

Coiffure

Hamaky ny tohiny
09-oct-2020

Card image cap
Nisy lehilahy nikôty ahy dia niarahako, vao herinandro izao, fa izaho efa elaela no tia azy.

Nilaza tamiko anefa izy fa efa miaraka amin’olon-kafa. Marary be ny foko, nefa aho tsy te hisaraka aminy, fa tiako ianarana izany mitia amin’ny saina izany.

Conseils

Hamaky ny tohiny
09-oct-2020

Card image cap
Manala tasy amin’ny kiraron-dehilahy

Mety hisy tasy fotsy hiforona ny kiraro lenan’ny orana na rano. Manova tanteraka ny endriky ny kiraro izany. Azo hatao tsara kosa anefa ny manavotra azy. Atoronay anao :

Coin homme

Hamaky ny tohiny
09-oct-2020

Card image cap
Laoka sy biskoitra, amin’ny voanjo

Ilaina ny mihinana sakafo misy menaka natoray. Isan’ireo sakafo mitondra izany singa izany ny voanjo ary maro ireo sakafo azo karakaraina aminy.

Sakafo

Hamaky ny tohiny
09-oct-2020

Card image cap
Sih Rakout “Fanehoana izay tsapa any anaty ny hosodoko”

Famoronana akanjo no tena ahafantarana an’i Sih Rakout na Sitraka Rakotoasimbola. Tany amin’ny taona 2014

portrait

Hamaky ny tohiny
09-oct-2020

Card image cap
Ady gasy ody kohoka sy sery ho an’ny ankizikely

Manana ny « ady gasiny » ihany koa ny fombam-pitsaboana nentim-paharazana, hitsabaona ny kohoka

Santé

Hamaky ny tohiny
09-oct-2020

Card image cap
Fomba fisakafo mahatanora lalandava…

Raha te ho tanora lalandava dia tena ilaina ny fahaizana misakafo. Izay fomba tsotra kely izay dia efa ampy hampihemotra ny fahanterana.

Taiza vatana

Hamaky ny tohiny
09-oct-2020

Card image cap
FITARAINAN’NY MPAMPIANATRA Havondrona anaty bokikely iray vaovao

Mbola betsaka ireo olana sedrain’ireo mpampianatra eto amintsika na dia anisan’ny miantoka ny ho avin’ny taranaka

Actualités

Hamaky ny tohiny
09-oct-2020

Card image cap
Fitaovam-pitsaboana natolotry ny Star sy ny Fondation Coca Cola Mitentina 1.170.000.000Ar, ho an’ny Reny sy ny zaza

Ny volana Mey lasa teo no efa nisy ny fampanantenana nataon’ny Star sy ny Fondation Coca Cola tamin’ny Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka ny amin’ny hanoloran’izy ireo fitaovam-pitsaboana maro samihafa, mitentina 300.000 dolara na 1.170.000.000 Ar

Actualités

Hamaky ny tohiny
09-oct-2020

Card image cap
KRIZY NATERAKY NY COVID-19 Mirona amin’ny asa tenany ny vehivavy

Saika mirona kokoa mankany amin’ny asa tenany toy ny asa fanjairana avokoa ny ankamaroan’ny vehivavy eto an-drenivohitra amin’izao, indrindra taorian’ny krizy nateraky ny fiparitahan’ny valan’aretina COVID 19 teto amintsika.

Coronavirus

Hamaky ny tohiny
09-oct-2020

Card image cap
EPP ANTANDROKOMBY Averina ny volan’ireo Ray aman-dReny efa voaloa

Nitondra fanazavana mikasika ilay lela-vola 30.000 Ar isaky ny mpianatra nalaina tamin’ny Ray aman-dRenin’ny mpianatra ao amin’ny EPP Antandrokomby Randrianjafy Elidio, talen-tsekoly ao an-toerana omaly.

Actualités

Hamaky ny tohiny
09-oct-2020

Card image cap
FANAKANANA FANDRAVANA TRANO TAO FIANARANTSOA Olona 7 no voaroiroy, vehivavy ny roa

Olona miisa 7 no voaroiroy ary hatolotra ny fitsarana tsy ho ela ao Fianarantsoa, taorian’ilay raharaha nitranga tany an-toerana ny 25 Septambra teo,

Actualités

Hamaky ny tohiny
09-oct-2020

Card image cap
PARKING 67 HA Tovolahy kely tratra nandrirotra rojon’olona

Mila mailo hatrany isika eto an-drenivohitra manoloana ny firongatry ny mpanendaka. Raha efa tsy misy manao firavaka volamena intsony ny rehetra amin’izao

Actualités

Hamaky ny tohiny
09-oct-2020

Card image cap
Valan-javaboaharin’i Masoala Nahazo fanampiana ireo vondron’olona ifotony

Miisa 91 ireo vondron’olona ifotony miaina manodidina ny valan-javaboaharin’i Masoala no nisitraka fanampiana avy

Actualités

Hamaky ny tohiny
09-oct-2020