tia tanindrazana

Parution du Mercredi, 20 Janvier 2021


tia tanindrazana

Archive du 08-oct-2020

Santé

Misy “perte” : Mety ve ilay mampiasa karibonetra, yaourt, tongolo gasy?

08-oct-2020

Betsaka ireo fanelingelenana miseho amin’ny vehivavy, amin’ny taovam-pananahany. Isan’ireo ny “perte”.

Hamaky ny tohiny
Card image cap
Digana arahina rehefa hanao « make-up »

Maro amintsika vehivavy no te-hanao izany « make up » izany kanefa tsy mahafantatra ireo fitaovana sy “produits” hampiasaina ary ny fomba fanaovana azy akory.

Astuces

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
Maska yaourt, manamaina mony haingana

Kazana maska natoraly iray azo itaizana ny tarehy be mony na mora mitera-menaka amin’izao vanim-potoana mampiova ny toetrandro izao no atoron’ny Jejoo anao anio. Anisan’ny tena mahomby ho an’ireny karazan-koditra ireny ity atoronay anao ity. Isa-kerinandro eo no tsara hanaovana azy ity.

Beauté

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
Tena afaka manala tasy amin’ny tarehy ve ny tantely ?

Toa tsy mety afaka mantsy ny ahy fa efa nanandrana aho. Amin’ny ankapobeny, rehefa mampiasa akora voajanahary entina mikolo endrika, dia mila manana faharetana. Tsimoramora mantsy no fomba hanatsarany ny hoditra,

Conseils

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
Drakaka amin’ny dipoavatra mainty

Akora ilaina · Drakaka lehibe 6 · Menaka hanendasana ½ ny tasy · Dipoavatra mainty tsy voatoto 2 sf · Tongolo gasy nopotsehina 1 sk · Sakay mena notetehina manify · Saosy soja 4 sf · Saosy “huitres” 2 sf · Siramamy 1 sk · Dibera 50g · Rano 300ml · Tongolo maitso tahony 2 notetehina manify · Kotomila tahony 1

Sakafo

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
Ireo olo-malaza manana tahotra hafahafa

Toy ny olombelona rehetra dia manana ny zavatra atahorany ihany koa ireo olo-malaza. Misy mahatsikaiky anefa ny an’ny sasany amin’izy ireo.

People

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
Mitazona ny lanja tsy hihetsika, azo hatao

Tena zava-dehibe ny mampihena tena. Dingana tsy azo ihodivirana sady tsy azo tsinotsinoavina mihitsy koa anefa ny fitazoman-danja rehefa nahavita nihena

Regime

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
Shopping « Jifao ny antsika »

1.2 : Sahafa personnalisé - Page Facebook « Draw’iN » Contact: 034 08 866 06

Shopping

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
Voaroy hazo : Mampitony goty sy “cystite”

Voankazo vokatra amin’izao vanim-potoana fanombohan’ny fahavaratra izao ny voaroy hazo.

Taiza vatana

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
Milanto, 37 taona : “Vao manjamanja aho dia vonoiny”

Saika isan’andro dia maharay fitarainana avy aminareo mpamaky, mahakasika ny herisetra mihatra ao an-tokantrano izahay eto amin’ny Jejoo.

Femme

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
ALASORA Lehilahy nitaingina bisikileta maty nofaohan’ny taxibe

Saika isan’andro dia maharay fitarainana avy aminareo mpamaky, mahakasika ny herisetra mihatra ao an-tokantrano izahay eto amin’ny Jejoo.

Actualités

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
ANJERIMANONTOLO Hiditra amin’ny 02 Novambra

Amin’ny 02 Novambra ho avy izao no hiditra ireo mpianatra eny amin’ny anjerimanontolo.

Actualités

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
HIRA SY HORONANTSARY PIRATY 10 lahy hiakatra fitsarana

Tsy mitsitsy intsony ny Brigade anti-piratage sy ny mpitandro ny filaminana manoloana ny fanaovana tsinontsinona ny sangan’asan’ireo mpanankato sy mpamokatra horonan-tsary

Actualités

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
BAKALOREA 184.338 ireo mpiadina manerana ny Nosy

Hotanterahina ny 19 ka hatramin’ny 22 Oktobra ho avy izao ny fanadinana Bakalôrea ankapobeny manerana ny Nosy.

Actualités

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
Tsy fanjarian-tsakafo aorian’ny Covid19 Nametraka vahaolana ny PAM

Maro be ireo ankohonana no nisedra tsy fahampiana tao anatin’izao fisian’ny Covid19 izao. Mba entina hitadiavana vahaolana haingana dia nametraka ny mVAM ( mobile Vulnerability Assessment and Mapping) ny PAM. Ity fomba fiasa ity dia natao mba ahazoana ireo tsara ho fantatra rehetra mahakasika ny fomba fisakafon’ireo ankohonana eto an-drenivohitra sy any ambanivohitra,

Sosialy

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
SAMPANA MPAMONJY VOINA Vonona hiatrika ny fotoam-pahavaratra

Vonona tanteraka amin’ny fiatrehana ny fotoam-pahavaratra ny sampana mpamonjy voina etsy Tsaralalana, tarihin’ny Lieutnant colonnel Razafimanahaka.

Actualités

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
Ady amin’ny fiovan’ny toetrandro Nahazo famatsiam-bola 1.348.962 dolara isika

Efa tsapa sy iainana ankehitriny ny vokatry ny fiovan’ny toetr’andro. Drafitra maty paika arak’izany no entin’ny Ministeran’ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovainjafy miatrika izany.

Actualités

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
Toamasina Nahazo fanomezana ireo mpianatra mendrika tamin’ny CEPE sy BEPC

Tsy nanadino ireo mpianatra mendrika indrindra tamin’ny fanadinana CEPE sy BEPC tao Toamasina ny Ben'ny tanàna any an-toerana RAKOTONIRINA Nantenaina sy Ramatoa vadiny.

Actualités

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
Barea de Madagascar Hatao fitiliana Covid-19 anio

Efa ao anatin’ny fanazaran-tena hiomanana amin’ny lalao ara-pirahalahiana izay ifanandrinany amin’ny ekipa Burkinabe ao Luxembourg ny Barea an’i Madagasikara amin’izao fotoana.

Actualités

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
Covid-19 Niakatra 19 ny voa eto Analamanga

Mararin’ny Covid-19 miisa 110 no indray niara-sitrana omaly, manerana ny Nosy, araka ny tatitra ofisialy nentin’ny profesora Vololontiana Hanta.

Coronavirus

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
Ady amin’ny Covid-19 Nanolotra arontava ny CCAW

Manoloana ny fitohizan’ny ady amin’ny valan’aretina Covid-19 eto Madagasikara dia tonga nanolotra aron-tava ho an’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny avy eo amin’ny « Chambre de Commerce Chine-Afrique de Whenzhou (CCAW),

Coronavirus

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020

Card image cap
Vehivavy mpanao asa tanana ao Bongolava Dihihina ny ahazoan’izy ireo karatra matihanina

Isan’ny laharam-pahamehan’ny Ministeran’ny Indostria, ny Varotra ary ny asa tanana ny fanohanana sy fampiroboroboana ny fandraharahana malagasy eo amin’ny vehivavy.

Sosialy

Hamaky ny tohiny
08-oct-2020