07-oct-2020
Azo atao tsara ny manatsotra ny volo na manao « lissage » amin’ny alalan’ireo akora natoraly.
Hamaky ny tohinyAkora ilaina : · Lamoria 500g · Ronono 5 dl · Crème 2 dl · Tongolo gasy 3 · Ravintsara na laurier raviny 1 · Ovy 750g · Tongolo 2 · Menaka 2 dl · Lafarina 50g · Dibera 50g · Muscade · Sira sy dipoavatra · Menaka hanendasana
Hamaky ny tohiny
07-oct-2020
Atoronay anao eto amin’ny Jejoo anio ilay fomba fanadiovana tanteraka ny tarehy amin’ny fomba natoraly ao an-trano, amin’ny alalan’izay akora anananao ao. Ilay fanadiovana ifotony miampy fikolokoloana tarehy, tahaka ny fanao any amin’ny “salon” izy ity, saingy ataonao irery ao an-trano.
Hamaky ny tohiny
07-oct-2020
Matsiro tokoa ny “smoothie” ary isan’ny hankafizintsika vehivavy manokana. Misy teboka 7 mila fantarina anefa ireto, mba hitazonana ilay tsirony sy ilay sakafo tena ara-pahasalamana azy.
Hamaky ny tohiny
07-oct-2020
Ratsimba Olivia: Ny fandeferana dia fanekena fa tsy mitovy aminao ny olona iray, manana hevitra samihafa amin’ny anao izy. Izany akory tsy midika fa dia hanaiky fahatany izay rehetra hataony kosa.
Hamaky ny tohiny
07-oct-2020
Mety ho noho ny vohoka, ny tosi-drà, ny toe-batana, te-hampihena tena dia manapa-kevitra ny hifady sira ny olona iray. Azo atao ve ny mifady sira?
Hamaky ny tohiny
07-oct-2020
Ny dikan’ny hoe : nahita fiainana mihitsy eto, no tsara apetraka. Samy manana ny fiainana niainany mantsy ny olona tsirairay,
Hamaky ny tohiny
07-oct-2020
Ben J : Ny antony voalohany amiko dia ny tsy fahampian’ny zavatra hatao. Eo ihany koa ny fitaizana satria zary lasa tsy manana tanjona na “ambition” ny zaza rehefa tsy voapetraka ao an-tsainy fa tsy tokony ho maika ny hanambady izy.
Hamaky ny tohiny
07-oct-2020
Volana maromaro izay no nisaraka i Brad Pitt sy Angelina Jolie. Na izany aza nefa dia tsy mbola nivoaka ny didy mahakasika ny fitaizana ny zanak’izy ireo.
Hamaky ny tohiny
07-oct-2020
1. Foie gras – 25.000Ar/ 250g – 12.000Ar/ 100g - « 2 pots achetés = 1 pot offert » - Cooking Live Contact : 034 86 534 80 2.
Hamaky ny tohiny
07-oct-2020
Miady amin'ny fiandronan’ny rano ao anaty vatana sady mampihena ary manafisaka kibo ny “smoothie” amin’ny manga.
Hamaky ny tohiny
07-oct-2020
Mahalaza hevitra maro ny fehezam-boninkazo ary mahasolo teny mamy sy fankaherezana izy ireny amin’ny ankapobeny.
Hamaky ny tohiny
07-oct-2020
Mitombo isa hatrany ireo loza ateraky ny kodiaran-droa na ny moto eto amintsika. Raha araka ny fantatra mantsy dia nahatratra 39 isa izany tao anatin’ny 3 volana raha mitontaly 55
Hamaky ny tohiny
07-oct-2020
Raha efa nampahafantarina tamim-pomba ôfisialy fa tsy mandoa sara-pisoratana anarana intsony manomboka amin’ity taom-pianarana vaovao ity ireo mpianatra manovo fahalalana eny anivon’ny sekolim-panjakana dia mbola misy ihany ireo manao izany.
Hamaky ny tohiny
07-oct-2020
Mirongatra hatrany ny fanolanana zaza amam-behivavy eto amintsika. Zazavavy kely iray vao 11 taona monja indray no naolana tovolahy iray efa 19 taona tany amin’ny distrikan’i Morondava.
Hamaky ny tohiny
07-oct-2020
Zanaka polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’Alasora miisa 90 no notolorana tohana fanabezana na “aide scolaire” ho fanamaivanana ny fidiran’ny mpianatra.
Hamaky ny tohiny
07-oct-2020
Fialamboly sady fitaizam-batana tena ankafizin’ny lahikely ny kitra.
Hamaky ny tohiny
07-oct-2020