01-déc-2020
Nosokafana tamin’ny fiaraha-miombom-bavaka teny amin’ny EKAR Antanimena,
Hamaky ny tohiny13-nov-2020
Nanao tohivakana tato ho ato ny vaovao mahakasika ny fanolanana. Saika ho isan’andro mihitsy izany ka saika napetra-panontaniana ny rehetra.
Hamaky ny tohiny12-nov-2020
Sary miisa 34 mampiseho ny fiainana tao an-tanànan’i Barcelone, Espana nandritra ny fihibohana no aranty eny amin’ny AFT Andavamamba nanomboka omaly. Nosokafana tamim-pomba ofisialy omaly mantsy, ny hetsika fampirantiana sary “Festival SAR’nao” andiany faha-11 izay miompana indrindra amin’ny fampirantiana sary.
Hamaky ny tohiny09-nov-2020
Mpangalatra roalahy no tratra teny Ambolonkandrina ny zoma alina lasa teo, tamin'ny 12 ora. Niaraka tamin’ny fitaovana toy ny pince coupante, hety be izy ireo tamin'izany
Hamaky ny tohiny05-nov-2020
Anio amin’ny 08 ora sy sasany maraina no higadona eto an-tanindrazana ilay satro-boninahitry ny mpanjaka Ranavalona III rehefa notazonin’i Frantsay tany amin’izy ireo an-taonany maro.
Hamaky ny tohiny14-sept-2020
Nanomboka omaly 13 septambra, no tokony nisokatra ny fiangonana katôlika rehetra, araka ny lamina napetraky ny arsevekan’Antananarivo.
Hamaky ny tohiny10-sept-2020
Mpiadina iray niatrika ny fanadinam-panjakana CEPE tany amin’ny Faritra Sofia, afaka omaly Talata 08 Septambra no nisedra olana kely.
Hamaky ny tohiny18-juin-2020
Ho fiatrehana ny fankalazana ny fetin’ny fahaleovan-tena, dia hisy ny asa famerenana ireo tsipika mandray ny faritra Carrefour Anosy,
Hamaky ny tohiny05-juin-2020
Raha tsiahivina dia nisy fisavorovorona nitranga tao Toamasina, ny alarobia hariva teo, rehefa nisy tovolahy iray voalaza fa maty, vokatry ny daroky ny mpitandro ny filaminana. Naneho ny heviny manoloana izany moa ny pôlisim-pirenena ary nametraka fepetra vaovao ny avy eo amin’ny fiadidian’ ny faritra Atsinanana.
Hamaky ny tohiny03-juin-2020
Tontosa omaly maraina tetsy amin’ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina Anosy ny fifamindrana andraikitra teo amin’ny mpandrindra nasionalin’ny «Brigade anti-piratage » teo aloha, ny General de division MAKA Herman,
Hamaky ny tohiny16-mai-2020
Nolanian’ireo solombavam-bahoaka ny talata 12 mai lasa teo teny amin’ny CCI Ivato ny volavolan-dalàna laharana faha-010/2019 tamin'ny 28 novambra 2019, izay mifehy ny famokarana biolojika eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny15-mai-2020
Olona miisa 04 ahitana lehilahy 02 sy vehivavy 02 no voasambotry ny polisy miasa ao Analanjirofo izay isan'ny nandray anjara tamin'ny fanafihana mitam-piadiana niseho tao amin'ny fokontany Ambodihazinina kaominina Ambatoharanana Distrikan’i Fenerive-Est ny 05 May nifoha 06 May lasa teo.
Hamaky ny tohiny