tia tanindrazana

Parution du Lundi, 25 Janvier 2021


tia tanindrazana

Actualités

VALAN-JAVABOAHARIN’ANKARAFANTSIKA Efa mandeha ny fanarenana azy

Efa mandeha ny fanarenana ny valan-java-boaharin’Ankarafantsika amin’izao,

13-janv-2021

Sample post image

 

 

 

 

toerana anisan’ny nanaovan’ireo olona sasany an-keriny nidirana sy nivelomana. Raha araka ny fantatra dia olona miisa 129 hatreto no efa voasambotra hetsika niarahan’ny zandary sy ny polisy ary ny vondron’olona eny ifotony notronin’ireo Ray aman-dReny ara-drazana. Velarantany 2500 ha no tsy maintsy hasiam-panavaozana sy harenina araka izany mba hiverina amin’ny laoniny. Izany no natao moa dia hahafahan’ny firenena miroso hatrany mankany amin’ny fampandrosoana sy ho fitsinjovana ireo zava-boahary sy zava-manan’aina maro samihafa tsy fahita afa-tsy eto amintsika. Efa nisy moa ny paikady napetraky ny Ministeran’ny tontolo iainana iarovana ireny faritra arovana toa an’Ankarafantsika ireny ho enti-miady amin’ireo mpambotry firenena.

 

 

 

Patty

Dans la même rubrique

Card image cap
Anatihazo Isotry Faniry, 6 taona...naolan’ny zokiny tao an-trano
25-janv-2021

Tovovavikely vao 6 taona monja i Faniry. Ny asabotsy maraina teo, hatairana ny an’ny renibeny rehefa nahita ranon’aina teo amin’ny fandrian’ilay zaza.

Card image cap
Ny atao hanatrarana tanjona…
22-janv-2021

Vanim-potoana fiandohan’ny taona tahaka izao tokoa no hiheverana sy

Card image cap
Nantenaina R. Tanora mpandraharaha, nanangana ny Tasty Food
20-janv-2021

Eny amin’ny Urbania Analakely, eny Ankorondrano, ao amin’ny Le colisée Ampasanimalo, ary eny amin’ny By

Card image cap
Zaza «natakalo » tao Befelatanana Manazava ny hopitaly
19-janv-2021

Raim-pianakaviana iray no naneho ny alahelony sy nitaraina momba ny fomba fiasan’ny

Card image cap
Lilly-Jo, 10 taona Namono tena ny andron’ny “anniversaire”-ny
15-janv-2021

Zazavavikely vao 10 taona monja no nikasa hamono tena, tamin’ny fihinanana fanafody maro be vokatry ny herisetra mahazo

Card image cap
Itasy 5 lahy nanolana faobe vehivavy handro
15-janv-2021

Vehivavy iray 41 taona no niharan'ny fanolanana faobe nataona zatovolahy miisa 5 ny alin’ny 31 desambra teo tokony ho tamin'ny 09 ora teo,

Voir plus