Jejoo

En vente actuellement 15/10/2019


Trucs et astuces

Te-hanao ny asan’ny injeniera ; ahoana no atao ?

02/09/2019

Mbola tena manjavozavo eto amintsika indraindray ny tena andraikitra sahanin’ireo injeniera satria sehatra maro no dia ahitana avokoa. Ny asan’ny « ingenieur de travaux » manokana no ho jerentsika androany.

Lire la suite...

Trucs et astuces

Bobongolo, mando lava… toy izao ny fanalana azy !

10/12/2018

Ratsy ho an’ny fahasalamana ny bobongolo. Miteraka karazana aretina sy fikorontanana amin’ny vatana izany. Mba hisorohana izany dia tsara raha sokafana hatrany ny varavarana sy varavarankely mba hidiran’ny rivotra sy ny masoandro. Raha efa misy bobongolo kosa anefa ao an-tranonao dia ireto misy fomba hanadiovana azy.

Lire la suite...

Trucs et astuces

Ambonin’akanjo maivana, nozairina tao an-trano

13/11/2018

Mafana ny andro izao. Andeha hanjaitra ambonin’akanjo maivamaivana mba tsy handaniam-bola be amin’ny fividianana izany.

Lire la suite...

Trucs et astuces

Volomaso misoritra tsara, “crayon” ihany no hanaovana azy…

23/10/2018

Manome endrika ny maso ny volomaso ambony rehefa tsara soritra. Tsotra kely ny fanamboarana izany soritra izany, na dia tsy manana ireo fitaovana rehetra aza fa “crayon cil” fotsiny no ampiasaina.

Lire la suite...

Trucs et astuces

Mamadika T-shirt ho akanjo tohitena

21/08/2018

Raha mila akanjo tohitena, nefa tsy nahatondra izany any am-panaovana vakansy any, dia aza mikoropaka ! Ny T-shirt anananao dia azo avadika ho akanjo tohitena fohy, tsy misy tanany, na irony antsoina hoe : “robe bustier” irony.

Lire la suite...

Trucs et astuces

Manaingo maso ho « œil charbonneux »

27/07/2018

Tena lamaody ny « smoky eyes » amin’izao fotoana, izany hoe : manjamaso miloko matroka. Tafiditra ao anatin’izany ny loko mainty, volon-davenona, maitso matroka, sns.

Lire la suite...

Trucs et astuces

Tennis « personnalisé », ianao irery no manana azy

05/06/2018

Lamaody be ny tennis kely tsotra amin’izao. Ankoatra ny maha-maivamaivana azy mantsy dia mety anaovana amin’ny akanjo rehetra izy itony, na zipo, na akanjo tohitena na pataloha ary mety amin’ny karazan-taona rehetra ihany koa.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo