Jejoo

En vente actuellement 15/10/2019


Actualités

TSY MILAMINA NY TANY Lehilahy iray hita faty tsy lavitra ny tobin’ny mpitandro filaminana Betongolo

15/10/2019

Mampivarahontsana sy mampidi-doza ireo toerana mangina eto amintsika. Lehilahy iray no hita faty teo anaty volontsangan’i Betongolo, izay mifanakaiky ny tobin’ny zandary Betongolo.

Lire la suite...

Actualités

Miss Madagascar telo : Niara-namaky bantsilana ny tranga niainany

11/10/2019

Nitaraina noho ny tsindrihazolena nahazo azy ireo « Miss Madagascar » lany teto amintsika nanomboka tamin’ny taona 2015.

Lire la suite...

Actualités

Valerie Anne Binguira Hiaran’ny tsy rariny…araho ny fitantarany!

10/10/2019

Mety tsy ho afaka handray anjara amin'ny fifaninanana “Miss Monde 2019” i Valerie Anne Binguira, miss Madagascar 2019.

Lire la suite...

Actualités

Ambanidia Vehivavy nianjera tamin’ny moto, notetezin’ny kamiao ny lohany!

08/10/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahatsiravina teo anelanelan’i Miandrarivo Ambanidia sy Manakambahiny, akaikin’ny Quartz omaly tokony ho tamin’ny 03 ora folakandro tany ho any.

Lire la suite...

Actualités

“Fuite de sujets” - Bakalôrea Teto Antananarivo no niainga, 18 no efa voasambotra

07/10/2019

Nivoaka tamin’ny fahanginana ny Sabotsy teo ny avy eo anivon’ny zandarimariam-pirenena manoloana ireo tsy fanarahan-dalana niseho nandritra ny fanadinana Bakalôrea teo, indrindra fa ny fivoahan’ny laza adina Bakalôrea mialoha.

Lire la suite...

Actualités

LOZA NAHATSIRAVINA FIANARANTSOA Isan’ny namoy ny ainy i Barry Fandresena

07/10/2019

“Nifampiresaka ny tompona fiara sy ny zandary ka nalain’ny ekipan’ny zandary izay notarihin’ny komandan’ny kaompania an’ny Matsiatra Ambony.

Lire la suite...

Actualités

Ankadindratombo : 3 mianadahy very, efa hita ny iray…

04/10/2019

Ny talata hariva tokony ho tamin’ny 5 ora no niala tao an-tranony tao Ankadindratombo i Stéphanie tovovavy kely 9 taona miaraka amin’ireo zandriny dia i Landro, 8 taona sy Alexandro, 2 taona.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo