Jejoo

En vente actuellement 15/10/2019


Astuces

Vodin-jaza masaka; sitrano amin’ny vahona

14/10/2019

Fanaovana azy : Somary orina amin’ilay menaka vahona ilay faritra masaka . kedreho tsara mba ho madio sy maina ilay vodin-jaza rehefa manao azy.

Lire la suite...

Astuces

Rano fisotro misoroka ny “hémorroide”

11/10/2019

Zavatra ilaina: · Rano 150 ml · Ravina voaloboka mena maina 1 sotro kely

Lire la suite...

Astuces

Manala tasin-drà amin’ny akanjo

07/10/2019

Zavatra ilaina : Voasarimakirana

Lire la suite...

Astuces

Mayonnaise, manatsara volo

04/10/2019

Fanaovana azy : Alaina ny « mayonnaise » dia ahosotra amin’ny volo. Atao mahazo tsara ny hodi-doha sy ny tahom-bolo izany. Fonosy « bonnet de bain » na « film alimentaire » avy eo. Avelao hilona mandritra ny 10 minitra izay vao sasana amin’ny « shampoing » malefaka.

Lire la suite...

Astuces

Riz cantonnais by Rova

02/10/2019

Akora ilaina : § Vary efa masaka 3 kpk § Katsaka (maïs doux) 1 boaty § Petits pois 1 kpk § Saosisy fumé 100 g § Atody 2 § Karaoty 1 § Menaka 1 sf § Tongolo maitso § Saosy soja 1 sf § Sira sy dipoavatra

Lire la suite...

Astuces

Pôketra, lakile, rojo…izao atao mba tsy hiparitaka!

02/10/2019

Be filirony kely izay isika vehivavy : tsisy toerany milamina tsara ny pôketra, be loatra ny lakile eny an-tanana ka mifangaro avokoa, miparitaka avokoa ny rojo,…Ireto misy paipaika azo antoka fa hanampy anao!

Lire la suite...

Astuces

Manafotsy ny kiho sy ny lohalika mivalo-mainty

30/09/2019

Zavatra ilaina: · Diloilo kôkô · Ranona voasarimakirana

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo