Jejoo

En vente actuellement 15/10/2019


Coiffure

Ranona ovy sy tamenak’atody…mitsabo volo simba

10/10/2019

Fantaro fa antony iray mahatonga ny tsy fahasalaman’ny volo ny tsy fikolokoloana azy amin’ny “soins” na amin’ny fampiasana akora natoraly manatsara azy. Iray amin’ireo “soins” azo hatao ao an-trano indray ity entina aminao ity.

Lire la suite...

Coiffure

Rehefa inona no manatona matihanina?

03/10/2019

Misy ireo fikarakarana momba ny vatana izay ilana fahaizana sy teknika ny fanaovana azy. Tsy voatery ho voafehin’ny tsirairay anefa ny fanaovana azy. Ndao ary ho fantarina eto ambany ireo fikarakarana volo 5 tokony hamonjena toerana natokana ho an’ny volo (salon)

Lire la suite...

Coiffure

Dita maina, manala angadrano

26/09/2019

Zavatra tena anisany manelingelina ny loha ny fisian’ny angadrano amin’ny volo. Akora azo ampiasaina entina hisorohana izany ny dita maina. Araho ny fanaovana azy.

Lire la suite...

Coiffure

Volo manify, ny atao ampatevina azy

19/09/2019

Maro amintsika vehivavy no maniry ny mba hanana volo salama sy matevina tsara. Ity misy fomba iray azo hatao mba ahazoana izay karam-bolo izay, indrindra ireo manana volo manify.

Lire la suite...

Coiffure

Ranom-bary, manatsara ny volo

12/09/2019

Fantaro fa manatsara ny kalitaon’ny volo ny fampiasana ny ranom-bary hatao toy ny maska. Zavatra mbola tsy mahazatra ny ankabeazantsika izy ity kanefa azo hatao tsara.

Lire la suite...

Coiffure

Mitsabo volo tapatapaka amin’ny akondro

05/09/2019

Zavatra ilaina · Akondro masaka · Tantely 2 sotro kely · Menaka coco 1 sotro kely

Lire la suite...

Coiffure

Fihetsika 6 fadiana amin’ny volo

29/08/2019

Saro-pady be ny volo rehefa mando vao avy nosasana iny. Zavatra maro no mila tandremana rehefa avy manasa ny volo mba tsy hanimba azy.Ireto misy fihetsika enina tsy tokony hatao amin’ny volo lena mihintsy.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo